Flash Actu
Mercredi, 10 Juin 2026
Voir Plus
Les derniers articles
Festival des Baleines 2026 : nouveau site, nouveau spectacle et engagement social renforcé
Les Partenaires
𝐐𝐮𝐚𝐥𝐢𝐟𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐚𝐟𝐫𝐢𝐜𝐚𝐢𝐧𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐉𝐞𝐮𝐱 𝐎𝐥𝐲𝐦𝐩𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐋𝐨𝐬 𝐀𝐧𝐠𝐞𝐥𝐞𝐬 𝟐𝟎𝟐𝟖 : Azon'ny Barea vehivavy ny fandresena tamin'ny lalao niverina. Madagascar 1 - 0 Soudan
Ny Tarika Solika no mpanakanto hanatanteraka ny antsan-kira klasika atoandro faha-170, karakarain'ny fikambanana "Madagascar Mozarteum". Ny talata 23 jona izao ny fampisehoana, amin'ny 1 ora atoandro, eny amin'ny Cité des cultures Antaninarenina.
Fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana, faritra DIANA : zanaka honko miisa 3.757 no voavoly tamin’ny velaran-tany 4ha, ho fanarenana ny ala honko ao amin’ny Fokontany Ankorihakely, kaominina Ramena.
Nitarina ho hatramin'ny 30 jona 2026 ny fisoratana anarana amin’ny tetikasa EAGER, ho an’ireo vehivavy 18-35 taona, mpandraharaha te hampivelatra ny asa, na mitady asa sy fizaran’asa. Fanazavana fanampiny : pejy Facebook FID.
Enseignement supérieur : Le Royaume du Maroc propose 100 bourses pour les bacheliers de l'enseignement général de l'année 2025, âgés de 23 ans au maximum.
Université d'Antananarivo : Le tournoi inter-établissements basketball homme, phase 1/2 finale, se tiendra le mercredi 10 juin, au Gymnase Ankatso.
Heartbeat of Africa - Deuxième édition : Le photographe Rijasolo figure parmi les 25 artistes africains et de la diaspora participants à Abidjan, en Côte d’Ivoire, jusqu’au 19 juillet.
Antsoina hiaraka handrafitra ny Politikam-pirenena ho an'ny Tanora ireo tanora eto amin’ny Faritra Analamanga. Ireo eo anelanelan’ny 14 taona hatramin’ny 30 no voakasika. Eny amin’ny Palais des Sports no fotoana, ny 16 sy 17 jona 2026.
Nigadona teto an-tanindrazana androany vao marainany filohan’ny Fanavaozana, ny kôlônely Randrianirina Michaël, rehefa avy nanatanteraka fitsidihana ôfisialy tany Gabon sy Nigéria.
Fivoaran’ny valanaretina mpox – 7 jona 2026 : tranga voamarina vaovao : 55, ka tany Toamasina I ny 40, Sambava ny 12, Antananarivo Renivohitra ny 1, Taolagnaro ny 1 ary Mahajanga ny 1. Nisy vehivavy 1 namoy ny ainy tany Toliara.
Milina mpihary herinaratra vaovao miisa 8, izay novidian’ny Fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo, no tonga any Antsiranana androany maraina, ho fanatsarana sy fanamafisana ny famokarana herinaratra.
Ministeran’ny Fampianarana Teknika : Ny alakamisy 18 jona sy zoma 19 jona 2026 no hotanterahina ny fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany eny anivon’ny Lycées Techniques sy Professionnels manerana ny Nosy.
Oniversiten'Antananarivo : Ny 15 hatramin'ny 21 jona ho avy izao ny fankalazana ny faha-65 taona.
Mampahatsiahy ny ACM fa tsy azo atao ny mampiasa « laser » maitso amin’ny faritra manodidina ny seranam-piaramanidina sy amin’ny lalana izoran’ny fiaramanidina rehetra, fa manelingelina ny fahitan’ny mpanamory, ka mety hitera-doza.
Bakalorea 2026 : Manomboka androany 8 jona ny "EPS", ho an'ireo manantanteraka izany eny an-kianja (Pratique). Ny zoma 24 jolay kosa ny adina an-tsoratra (Théorie).
Nanatanteraka asa fanadiovana teny amin’ny Tsenan’Andravoahangy ny kaominina Antananarivo Renivohitra, niaraka tamin’ny RF2, ny lehiben’ny tsena ary ny mpamonjy voina. Nesorina ireo fako sy loto niangona ary nodiovina ny manodidina ny tsena.
Efa any Abuja Nigeria, nanomboka omaly alahady, ny filohan'ny Fanavaozana, taorian'ny diany tany Libreville Gabon. Miara-dia aminy amin'izany ny Mpanolotsaina Avo, Rampanarivo, sy ny minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo.
Mampatsiahy ny minisiteran'ny fiompiana fa voarara ny fivarotana fanafody ho an'ny biby, hataon'ireo olona tsy manana fahazoan-dalana, araka ny lalàna faha-20 amin'ny didim-panjakana lah 92-284 tamin'ny 26 febroary 1992. Hisy ny fepetra ho raisina.
Classe patrimoine : Mpianatra miisa 1044 avy amina CEG 5 eto Antananarivo no nisitraka ny tetikasa. Tetikasa miompana amin'ny fitiavan-tanindrazana amin'ny fampahafantarana ny tantaran'ny firenena. Hitohy amin'ny 2026 - 2027.
Bruxelles a rejeté mardi les allégations d'Apple, qui avait affirmé la veille être contraint de repousser le lancement dans l'UE de son futur assistant Siri AI, en raison d'une application intransigeante de la règlementation européenne.
Le géant japonais du jeu vidéo Nintendo a annoncé mardi la sortie cette année d'une nouvelle version du jeu "The Legend of Zelda: Ocarina of Time" pour sa console Switch 2, lors d'un direct sur sa chaîne YouTube.
La Commission européenne a imposé mardi à Meta de rétablir l'accès gratuit à son application de messagerie WhatsApp aux assistants d'intelligence artificielle concurrents de sa propre technologie, Meta AI, dans le cadre d'une enquête de concurrence.
Conforté par sa relaxe mardi par le tribunal de Nîmes, l'influenceur Jeremstar, jugé pour avoir fait irruption dans les arènes de la ville en pleine corrida, a lancé un appel à "continuer les actions pour qu'un jour cesse ce spectacle barbare".
Marihana isan-taona ny faha 9 ny volana Jona ny andro maneran-tany ho an’ny sakafo maraina. Ny sakafo maraina moa no isan’ireo sakafo manan-danja indrindra anatin’ny tontolo andro. Mbola maro nefa ireo mandingana io fotoana fisakafoanana io noho ny antony samy hafa, toy ny fahamaikana, ny tsy fahafantarana ny lanjany, ny fitsitsiana, ny fahazarana, faniriana hampihena tena… Mety hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana sy ny fahombiazan’ny asa andavanandro anefa izany.
L'influenceur Jeremstar a été relaxé mardi par le tribunal correctionnel de Nîmes où il était jugé pour avoir fait irruption dans les arènes de la ville en pleine corrida pour dénoncer les spectacles de tauromachie.
La garde à vue de Patrick Bruel, accusé de viols et d'agressions sexuelles par plusieurs femmes, a été prolongée de 24 heures, a indiqué mardi le parquet de Nanterre, tandis que trois nouvelles plaintes à son encontre pour viols et tentative de viol ont été annoncées.
Des récits de femmes ayant subi des violences sexuelles dépassent régulièrement le million de vues sur les réseaux sociaux. Une viralité profitable pour les comptes qui les recueillent et les diffusent, mais à double tranchant pour des victimes exposées sans filtre.
OpenAI, à l'origine de ChatGPT, a annoncé lundi avoir "récemment" déposé son projet d'introduction en Bourse, une semaine après une annonce similaire d'Anthropic, son rival dans la course à l'intelligence artificielle et aux levées de fonds massives, nécessaires pour tenir le rythme.
Apple a dévoilé lundi la refonte de son assistant Siri transformé en intelligence artificielle (IA) conversationnelle, contraint toutefois de l'adosser à la technologie de son rival Google, deux ans après l'échec d'une première tentative en interne.
La justice norvégienne a ordonné lundi la remise en liberté du fils de la princesse héritière de Norvège, Marius Borg Høiby, pour pouvoir être auprès de sa mère gravement malade, en attendant le verdict pour les viols et violences dont il est accusé.
Après deux jeux vidéo remarqués plongeant des enfants en pleine épidémie de peste noire dans la France du XIVe siècle, le studio français Asobo transporte l'action de sa série "A Plague Tale" en Grèce et promet plus d'action.
Critique féroce de Benjamin Netanyahu, le réalisateur israélien exilé en France Nadav Lapid a dénoncé lundi auprès de l'AFP l'appel au boycott "cruel" qui l'a contraint à renoncer à se rendre à un festival de cinéma à Marseille.
Le géant japonais du jeu vidéo Nintendo a accepté de payer 35 millions d'euros en France pour clore un litige lié aux dysfonctionnements des manettes de sa console Switch entre 2018 et 2023, selon un communiqué publié lundi.
Patrick Bruel, accusé de viols et d'agressions sexuelles par plusieurs femmes et qui a récemment annulé sa tournée de concerts, a été placé en garde à vue lundi matin, tandis que deux nouvelles plaintes pour viols ont récemment été déposées contre lui.
Isan’ny faritra amin’ny vatana mora maina sy marokoroko ny kiho. Indraindray moa izy io dia mety ho maizina kokoa noho ny hoditra manodidina azy. Toe-javatra fahita izany ary matetika dia vokatry ny fahavitsian’ny « glandes sébacées » mpamokatra « sébum » ao amin’ny hoditry ny kiho no mahatonga azy. Ireto manaraka ireto àry misy torohevitra natoraly afaka manampy amin’ny fanarenana ny kiho makiana sy hamerenana ny fahasalaman’ny hoditra.
Tena ilaina amin’ny fahombiazana ara-kasa ny faharisihana na « motivation ». Izy io no manome ny finiavana sy faharetana amin’ny fanatanterahana ny asa. Misy nefa fahazarana isan’andro mety hampihena tsikelikely azy io nefa tsy tsiaritra akory. Rehefa maharitra moa ireo fahazarana ireo dia misy fiantraikany amin’ny herintsaina sy ny fahafahana manatratra tanjona, indrindra eo amin’ny sehatry ny asa sy fitadiavana. Inona avy àry ireo fahazarana mampihena ny faharisihana amin’ny asa ka tokony ialana ?
Le chanteur Patrick Bruel a été placé en garde à vue lundi matin dans le cadre d'une enquête pour violences sexuelles "qui concernent à ce stade 13 victimes" présumées, a indiqué le parquet de Nanterre dans un communiqué, confirmant une information de franceinfo.
Du "mur" d'écrans où défilent en continu les images des 550 caméras d'Aulnay-sous-Bois (Seine-Saint-Denis), la police municipale ne peut tout voir: dès que la loi le permettra, le maire LR souhaite reprendre la vidéosurveillance algorithmique, testée entre 2021 et 2023, malgré les critiques sur son opacité.
Radio Nova a-t-elle perdu son âme en retrouvant un public ? Ancrée depuis toujours à gauche, la station défricheuse de sons a pris un virage plus politique et radical qui fait exploser ses audiences, au risque, selon certains anciens, de renier son ADN.
Moovnaute