logo Moov
           Nocomment
Archives: Mai 2018
DATETITRE
Ven 25
 Banky iray teto Toamasina : Novakian’ny mpiambina ny « Gab », lasa ny vola be tao anatiny
 Famonoana ny SG kaominina Mangabe Maevatanana : Olona enina sy lefitry ny ben’ny tanàna iray no voasambotry ny Zandary
 Imerintsiatosika : Mpitahiry volam-piangonana nisy nanafika
 Mahajanga : Tsy ampy taona 13 nosamborina
 Toliara II : Olona roa matin’ny toaka ny alatsinain’ny pentekoty, telo hafa dobo an-drano
 
Jeu 24
 « Compte fake » : Olona iray nigadra roa taona an-tranomaizina
 Ambohijatovo : Mpivarotra hani-masaka voatafika
 Andravoahangy : Mpibata entana eo an-tsena tratra nangarom-paosy
 Tsaratànana : Fokontany 7 indray notafihan’ny dahalo, omby maherin’ny 150 isa voaroba
 AMORON’I MANIA : Mandrosonoro Voly voanjo « donga mena », tafakatra avo roa heny ny vokatra tamin’ity taom-pamokarana ity
 Toliara : Zazavavy 14 taona, noterena hanambady rangahy, nitsoaka nandositra
 ATSIMO ANDREFANA : Toliara- Mahazo laka ny fampiasana zaza tsy ampy taona, mitombo isa ireo tovovavikely mivaro-tena
 
Mer 23
 Antananarivo : Vono an’olona roa handrasana fanadihadihana
 Morombe : Mpianatry ny Epp, teraka kambana telo mirahavavy
 Antsirabe : Saron’ny zandary ny rongony 30 kg
 Ambalajia-Maevatanàna : Lehilahy iray maty voatetika antsy sy nesorina ny lela
 Fetin’ny pantekôty teto an-dRenivohitra : Mpanendaka sy mpamaky trano 28 no nosamborin’ny pôlisy
 Fivarotana vary simba sy lo : Efa misy miparitaka any Vavatenina sy Toamasina II azy izany izao
 
Mar 22
 Isandra : Fiarabena mpivaro-mandeha voatafika, olona roa maty voatifitra, very ny 60 tapitrisa Ariary
 Ambatofinandrahana : Dahalo 7 voasambotra niaraka tamin’ny basy telo sy omby halatra miisa 154
 Vangaindrano : Renim-pianakaviana iray maty voatifitra, vola vidin-jirofo an-tapitrisany voaroba
 Vono olona feno habibiana tao Toamasina II : Natsipy tao anatin’ny ranon’Ivondro ny fatin’izy mianaka
 
Ven 18
 Basket nivadika ho sakoroka : Maty ny tompon’andraikitry ny lisea iray
 Tsy fandriampahalemana : Vahaolana mahomby ny fampiasana angovo avy amin’ny masoandro
 Ambohimanambola : Gadra tafatsoaka tratra nangalatra tanaty fiara
 Ambato Boeny : Ben’ny tanàna maty nisy nitifitra
 Betroka : Voatifitra teo amin’ny lohany ny lefitry ny Sefo Fokontany
 
Jeu 17
 Ankadikely : Fivarotavana voatafika, lasa ny vola an-tapitrisany
 Antalaha : Mpivady nandeha moto, maty tsy tra-drano nodomina fiara
 Nosy-Be : Mpizahatany norobain’ny jiolahy, naratra mafy
 Tsiroanomandidy : Basy vita gasy miisa 8 tratra tao Vohimasina, lehilahy iray naiditra am-ponja
 Sambava : Ankizivavy 12 taona mpianatry ny Epp, simba tanteraka naolan’ny raibeny
 Tsaratanàna : Bodoin’ireo mpitrandraka volamena an-keriny ny tanin’ny tantsaha ao Brieville sy Andriamena
 
Mer 16
 Ankadimbahoaka : Mpimasy sandoka nosamborin’ny polisy
 Ambohimangakely : « Mecanicien » maty main’ny herinaratra
 Sempama – Nosy Toamasina : Nikatona tsy voafetra ny sekolim-panjakana nanomboka ny talata
 Sakaraha : Raim-pianakaviana nandidy antsy ny zanany vao teraka
 Morombe : Maty notsindronin-drangahy lefona ramatoa vadiny, noho ny hasarotam-piarony
 Ambositra – Raikitra ny rotaka : Nidina an-dalambe ireo mpianatra, niraradraraka ny tora-bato, maro ny vaky loha
 
Mar 15
 Sambava : Ankizivavy 13 taona mpianatry ny Epp, tsy hita popoka efa ho herinandro
 Ambolonkandrina : Namoy ny ainy ilay lehilahy nisy nitifitra
 Mananara Avaratra : Kapitenin-tsambo hita faty, nitarika fitsaram-bahoaka, olona iray maty
 Ambanja : Mpangalatra lavanila matin’ny fitsaram-bahoaka
 Toliara : Lehilahy mpangala-jaza tra-tehaka, saika nodoran’olona velona tamin’ny “pneu”
 
Lun 14
 Ambolonkandrina : Notifirina teo amin’ny lohany raha hamonjy fodiana
 JIRAMA : Misy mitady hanimba ny foto-drafitr’asa
 Sekolin’ny masera : Mpandoko trano toran’ny herinaratra
 Mananara avaratra – Fitsaram-bahoaka : iray maty, tafatsoaka ny roa
 Ambohimalaza : Kamiao « semi-remorque » nifatratra tany ambany tetezana
 Fikasana hivarotra vary lo : Niitatra ny raharaha noho ny fanivaivana ny prefen’i Toamasina
 
Ven 11
  Ambatomainty. Vehivavy niampita, maty nodomin’ny fiara.
 Rocade : Misy mitoraka vato ny fiara amin’ny alina
 Anjozorobe : Notafihan’ny dahalo ny biraon’ny kaominina, roa maty, iray naratra
 
Mer 09
 By Pass : Rangahy handeha hiampita, maty voadonan’ny fiara
 Antsirabe : Voatafika ny tobin’ny masera Lasalety, nisy iray nalaina an-keriny
 Ihosy : Gony an-jatony feno rongony, tra-tehaky mpitandro filaminana
 Tsaratanàna : Mandravarava ireo dahalo mitam-basy, omby an-jatony voaroba tao Amborihazo
 
Mar 08
 Andraharo : Ramatoa nisoloky ho mpiasan’ny OMS saron’ny pôlisy
 Mahitsy : Tanzaniana nosamborina niraka tamin’ny héroïne iray kilao
 Moramanga : Lehilahy voahitsaky ny lamasinina, maty tsy tra-drano tapa-doha sy bory tongotra
 Ambohimanambola Betafo : Misy aretina hafahafa mahazo ny mponina
 Ifanadiana : Noho ny hasarotam-piaro, nofirain-drangahy ny antsibe ramatoa vadiny
 Sambava : Mpampianatra tra-tehaka nanolana zazavavy mpianany, naiditra am-ponja vonjimaika
 Sambava : Olona roa namoy ny ainy, 6 hafa miady amin’ny fahafatesana, noho ny lozam-pifamoivoizana
 Toliara II : Notafihan’ny jiolahy ny biraon’ny paositra
 
Lun 07
 Ankadindramamy : Rangahy handeha hody avy nivarotra, maty nisy nitifitra
 Anjozorobe : Asan-dahalo, olona telo namoy ny ainy
 Miandrivazo : Efa- dahy tsy manan-tsiny, saika matin’ny fitsaram-bahoaka
 Mahajanga II : Tafakatra 40 ireo matin’ny tazomoka mahery
 Mpitarika posy maty voatifitra
 Ifanadiana : Fiantsonana mpizahatany voatafika, nisy maty
 Zandary avy namonjy trano fandihizana teto Toamasina : Voafiran’ny sabatra teo amin’ny lohany, lasan’ireo jiolahy ny môtô-ny
 
Sam 05
 Ikopa : Tovovavy 16 taona maty nitsoraka tao
 Ankazomanga : Vola an-tapitrisany saika haterina any amin’ny banky, voaroban’ny jiolahy
 RN2 : Niboraka tsinay ilay rangahy voahitsaky ny kamiao
 Hetsiky ny depioten’ny fanovana eto Toamasina : Efa azo ny alalana, efa vonona ny sehatra, ny vahoaka no sisa andrasana
 Maevatanàna : Vary iray kamiao simba sy lo no tra-tehaka ny Zandary
 
Ven 04
 Anosizato : Mpitarika sarety maty voahitsaky ny kamiao
 Andodabe Toamasina : Voatifitra teo an-damosiny ny lefitry ny ben’ny tanàna
 Cite Haras Toamasina : Miaramila avy nanatitra sipa, notifirin’olon-tsy fantatra
 Antsalova : Maty notifirin’ny dahalo izy mianaka
 Betioky Atsimo : Fiarabe taksiborosy nivadika, mpandeha telo namoy ny ainy
 
Jeu 03
 Ivato : Mpanjono maty an-drano
 Antsirabe : Fatim-behivavy natao anaty gony, hita tao Sahatsiho
 Ambatondrazaka : Telo no maty rehefa nifanitsa-kitro nijery fampisehoana
 Sambava : Mpampianatra tra-tehaka nanodinkodina ankizivavy mpianany 13 taona
 Maevatanàna : Fanafihan-dahalo, olona iray maty voatiftra.
 Toliara : Toeram-pivarotana miisa 10 may kila forehitry ny afo
 
Mer 02
 Ambohijatovo : Traingo i Nounou mpanendaka eo amin’ny « arrêt-bus »
 Ankadindramamy : « Mobile banking » voatafika, lasa ny telo tapitrisa ariary
 Anjozorobe : Vehivavy maty voatsatotsatoka antsy
 Antsalovana : Voasambotra ireo mpirahalahy nanendaka Sinoa
 

Autres archives
Archives de: Avril 2018
Archives de: Mars 2018
 
Vous êtes ici : Accueil > Actualités
Vous êtes à Antananarivo :
Contactez nos journalistes :
  Tel. 034 00 301 50
         034 00 173 54

Vous êtes en province :
Envoyez les reportages de votre région !
Moov les diffusera
E-mail : editorial@dts.mg
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg