logo Moov
           Nocomment
Isotry : Vitan’ny fifandaminana ?
(15-03-2017) - Milaza ho tsy nahazo fitarainana momba ny ady niseho teo amin'ireo teratany Malagasy sy Afrikanina ny polisy tokony hisahana izany
Samy nilaza ny tsy nisy naharay fitarainana momba ny rombo teo amin’ny teratany afrikana atsimo sy malagasy izy niseho tetsy Isory ny asabotsy teo ny pôlisy izay tokony niantefan’izany. Midika ve izany fa nisy ny fifandaminana teo amin’ny roa tonta ? Ady teo ivelan’ny toeram-pivarotan’ireo afrikana no niseho, ka raha araka ny fanazavan’ny pôlisy miandraikitra iny boriborintany iny dia resaka « parking » no antony. Nisy ny fidinana an-tsehatra nataon’ny mpitandro ny filaminana saingy noho ny tsy fisian’ny fitarainana dia nijanona hatreto ihany izany.

D.R


Bookmark and Share

Vous êtes ici : Accueil > Actualités
Vous êtes à Antananarivo :
Contactez nos journalistes :
  Tel. 034 00 301 50
         034 00 173 54

Vous êtes en province :
Envoyez les reportages de votre région !
Moov les diffusera
E-mail : editorial@dts.mg
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg