logo Moov
           Nocomment
Kidnapping : Nisy voasambotra indray
(20-03-2017) - Nisy tambajotra mpanao fakàna an-keriny izay voasambotry ny zandary ny sasantsasany amin’ireo mpikambana ao anatiny
Raha ny fantatra dia mpiara-miasa akaiky amin’i Jaffar Younnous ireo mpikambatra ao amin'ny tambajotra mpanaon fakàna an-keriny io. Jaffar Younnous dia karàna fanta-daza amin’ny kidnapping ary raha ny fahafantarana azy dia mbola mihidy ao Tsiafahy rehefa voampanga an-taonany maro. Hisy ny fihaonan’ny zandary avy etsy Fiadanana amin’ny mpanao gazety anio mba hampahafantatra ny momba ireto andian-jiolahy mpanao kidnapping ireto alohan’ny hanolorana azy ireo eny amin’ny fampanoavana.

D.R

Bookmark and Share

Vous êtes ici : Accueil > Actualités
Vous êtes à Antananarivo :
Contactez nos journalistes :
  Tel. 034 00 301 50
         034 00 173 54

Vous êtes en province :
Envoyez les reportages de votre région !
Moov les diffusera
E-mail : editorial@dts.mg
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg