logo Moov
           Nocomment
Fjkm Antananarivo Atsinanana : 10 taona teo amin’ny fitantanana ny prezidan’ny synodaly
(06-12-2017) - Hankalazàna ny alakamisy ho avy izao ny faha-10 taonan’ny nitantanan’ny prezidàn’ny Synodaly, ny synodamparitany Antananarivo Antsinanana eo anivon’ny anivon’ny sahan’ny Fjkm.

Hisy araka izany ny fanompoam-pivavahana izay hatao eny amin’iny fiangonana Fjkm Ambohitrarahaba amin’io fotoana io. Fotoana izay manomboka amin’ny sivy ora sy sasany maraina. Koa manasa ny rehetra araka izany ireo tompon’andraikitra : ny avy ao amin’ny Foibe Fjkm, ny Kômitin’ny fankalazana ary ny Synodamparitany Antananarivo Antsinanana mba ho tonga amin’io fotoana io, hiara-hidera sy hiombom-bavaka amin’ity mpanompon’Andriamanitra ity.

m.L

Bookmark and Share

Vous êtes ici : Accueil > Actualités
Vous êtes à Antananarivo :
Contactez nos journalistes :
  Tel. 034 00 301 50
         034 00 173 54

Vous êtes en province :
Envoyez les reportages de votre région !
Moov les diffusera
E-mail : editorial@dts.mg
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg