logo Moov
           Nocomment
Maroantsetra : 15.000 Ariary ny lasantsa iray litatra
(11-01-2018) - Manjaka ny varo-maizina, ka tafakatra 15.000 Ariary amin’izao ny lasantsa iray litatra eny amin’ny sisiny, raha 8000 Ariary ka hatramin’ny 10 000 Ariary izany ny fiandohan’ity taona ity, any amin’ny distrikan’i Maroantsetra.

Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, dia efa ho iray volana no tsy nisy lasantsy teny amin’ireo tobi mpaninjara solika. Vokatrizay tsy fisian-tsolika izay, manampy trotraka ihany koa ny faharatsian-dàlana, dia miaka-bidy avokoa ny entana ilain’ny mponina amin’ny fiainany andavanandro.


Eric Manitrisa

Bookmark and Share

Vous êtes ici : Accueil > Actualités
Vous êtes à Antananarivo :
Contactez nos journalistes :
  Tel. 034 00 301 50
         034 00 173 54

Vous êtes en province :
Envoyez les reportages de votre région !
Moov les diffusera
E-mail : editorial@dts.mg
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg