logo Moov
           Nocomment
Farafangana: Lakana rendrika, olona 3 avy nandevina maty
(12-01-2018) - Nitrangana lozam-pifamoivozana an-dranomamy nahafatesana olona telo tany Farafangana, afak’omaly alina tokony ho tamin’ny 8 ora.

Lakana iray avy nandevina nitondra olona miisa folo no redrika tao amin’ny reniranon’ i Manapatrana, ka avotra soa aman-tsara ny mpandeha fito, raha maty dobo an-drano kosa ny telo. Araka ny vaovao farany azo dia mbola faritra mena hatramin’izao ireo toerana sy tanàna manamorona ny reniranon’i Manapatrana sy Mahafasa, satria mbola tsy nidina ny mari-drefin’ny rano mahatratra 8m no halaliny.


Eric Manitrisa

Bookmark and Share

Vous êtes ici : Accueil > Actualités
Vous êtes à Antananarivo :
Contactez nos journalistes :
  Tel. 034 00 301 50
         034 00 173 54

Vous êtes en province :
Envoyez les reportages de votre région !
Moov les diffusera
E-mail : editorial@dts.mg
Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg