Vous êtes ici

araka io sujet io de naneneko ny lasa. vevav no manoratra.5 taona niarahana izahay, nananpikasana ny ivady izahay. nadritran 5 taona io anefa de nanohana ahy foana izy. nanana projet aho ary izy no nanampy ahy tamin izany. vao vita izan projet zan de hoy izy oe, aleo manangona amin zay ba itsinjovana ny projet de mariage. ts nenoko anefa zan fa ze vola azoko de nanaovako projet afa indray. de tezitra tamiko izy ary nivazavaza tamiko. fa nohon ny fitiavany ahy de nadefitra izy. marihako fa nanoboka teo de ts vitako tsony migérer an lay projet tsangana anakiroa. izahay roa ko samy miasa. niezaka iany izy nanampy anahy amin difficulté maro. ts vitan zay fa bola nanagana projet fahatelo za ka izay vola azo rehetra de nanaganana io projet fahatelo io. ka tena tezitra be iz oe le eo aloha ary ts voafehy. fa bola niaraka iany izahay. hany nolazaiko anaz de oe, rehef betsak ny fidiran bolatsika de mora amitsika ny miatrika ny hoavy. tato ariana anefa dia nanao fahadisona tamin rai amandreniny aho ka izy no niaro ahy no sady nanome conseil amiko tokony atao. fa ts nataoko zan. de tamin faharoa koa bola nisy ts nety nataoko tamin fianakaviany satria ts nanaraka ny tenenina aho. zan rehetra zan de tarika ny ray amandreniny ny ba tsy hiarahanay tsony. de hoy izy tamiko oe za hono ts azo tenenina, sady ts manaja ray amandreniny de napatsiaiviny ahy daholo le tenenina ts arahako reny. andao hono isarka fa za hono ts mety miova. nalahelo mafy za. izy teo foana nanampy ana ary ra efa ela za no nanaraka teniny efa nivady izahay zao. efa nanana planin mits izy fa za foana no naka décision afa. zao very aho ary le projet nataoko reny simba simba fotsiny satria tsy arako. zao a tena manenina, ts hitako izay atao. afa mits iz rehefa manoana ahy amin zavatra ataoko. ary ts matsagana mits za ra ts eo iz.inona solution???

Par : bandy
cc ndao iarak maka2 rivotra.
cc ndao iarak maka2 rivotra. manorata am zahzah2301 aribaz jmailka.kom d apetrah num na compt imo na whatsap na hangouts
Par : EasyMan
Mampalaelo ny tantaranao.
Mampalaelo ny tantaranao. Betsaka ny olona no mihevitra fa tsy tsara ny miroso amin’ny fanambadiana na dia mifankatia fatratra aza ra tsy dia ampy ny vola eo an-tànana. Betsaka ny manenina satria ny ankilany tsy mahavita miandry dia lasa. Toy izany ny anao aza adino fa tsy mitondra hasambarana io vola io. Sala iray ahafahana miàla amin’ny olana voafetra io fa tsy mitondra fahasambarana. Ny torohevitro aminao dia mandehana mifona any amin’ilay tary efa nanana fikasana ny hanorina tokantrano taminao; dia maneke izay mba nitakahosny taminao.
fiber_manual_record Maraina
Dernière visite: Il y a 4 months 1 week
A rejoint: août 6, 2018
Manahoana, f'angah tsy
Manahoana, f'angah tsy nifampzarana ny fanangonan'eh! D mba ahoana hoy Mama? sa izy koa tsy mizara hevitra tamin'ny fitiavana itany teo amin'ny fiainany...(mbola hitohy)
fiber_manual_record Soa3
Dernière visite: Il y a 2 months 1 week
A rejoint: septembre 19, 2018
Adinoy ny lasa e
Adinoy ny lasa e
fiber_manual_record Elienantenaina
Dernière visite: Il y a 2 months 1 week
A rejoint: septembre 24, 2018
Ok tena mahafinaritse zany fa
Ok tena mahafinaritse zany fa mahaiza mifandefitra foana aminy fiainana
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 6 days 2 heures
A rejoint: octobre 26, 2018
Ataovy hanatra ho an'ny hoavy
Ataovy hanatra ho an'ny hoavy izany retsy a! Matoa kou mbl ts nivady mbl ts anjara iny Mahereza fona fa mbl hamiratra indray n masoandronao e
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 6 days 20 heures
A rejoint: octobre 29, 2018
Saintsaino tsara vo mijoboka
Saintsaino tsara vo mijoboka e!
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 3 days 20 heures
A rejoint: octobre 30, 2018
Tsy n fiarahana lavareny no
Tsy n fiarahana lavareny no aharitra fa ny fiarahana misy fitiavana madio ts miangatra ts b hasarotam-piaro
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 1 week 2 heures
A rejoint: octobre 26, 2018
Mahaiza misafidy sao diso
Mahaiza misafidy sao diso anjara
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 3 days 20 heures
A rejoint: octobre 30, 2018
Mila mandinika vo mijoboka e!
Mila mandinika vo mijoboka e! sao rano maloto no ijobohana eo

Ajouter un commentaire

2 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.