Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra, asa na izaho irery no tena mahatsiaro fa toa tsy mahay mitaiza sa ny akizy amin'izao vanin'andro izao no tena tsy azo tenenina intsony? Mba mananatra ihany aho, nefa toa tsy mihaino akory izy fa ny ataony ihany no ataony. Matetika aho no mitomany fa jereny fotsiny. Mba toroy izay tokony hataoko aho fa tsy hitako intsony. Misaotra anareo rehetra

Par : Conscient
Ataovy tsapany fa avy aminao
Ataovy tsapany fa avy aminao avokoa ny ahafaany manao ny zavatra rehetra ataony! izany oe raha tsy eo ianao, ts ahavita inona izy, na hanina ary ts ho itany! ka noho izany mila mihaino , manaja , sy manampy anao izy ! mila entitra ianao amin'ny fitenenana azy! fero n zavatra azony atao ary ento mivavaka izy mb ho tonga saina fa tsy mety n ataony anao
Par : kalie
Adidy ny anao ny mananatra de
Adidy ny anao ny mananatra de mino enao hoe henony izay de vitanao ny anjaranao , azy ny sisa , mila matoky azy ireo koa enao tam zavatra nampianarina azy hatramin'izay , ireo soatoavina niainanareo tao antokantrano , zany rehetra zany anie no atao hoe fanabeazana e, aza mibedibedy foana fa aleo izy ndray2 hanao ny fahadisoany de maka lesona amin'iny , enao koa aza de afantoka loatra aminy ny fiainanao manontolo fa mba asivo ampahany ho anao fa de hiferin'aina eo foana enao de harary ary vao maika ho loza raha tsy ho eo intsony ianao hitaiza sy hananatra azy . tsy mora ny mitaiza fa mijoroa enao am valeur ananao entina miady sy miaro tena , de ny vavaka sy ny soatoavina malagasy , de milamina io . tsy ho tanteraka na oviana na oviana fa milamina nareo mianakavy , mifankatia sy miray hina de zay no zava dehibe.

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.