Vous êtes ici

Ity misy tantara iray ho tantaraiko anareo! Misy olona iray izay fantatro tena tia mpivaro-tena, tena mahagaga ahy mihitsy ilay izy satria izy efa manambady ary efa manan-janaka vavy eo am 16 taona eo. ity rangahy ity moa izany tsy menatra mihitsy ny miresaka momba ny filany aminay izay mahafantatra azy! Rehefa mirava avy miasa hono izy ny hariva dia ts maintsy maka sipakely eny am ville petahana alou vo mody fa raha tsy izany ts mahazo aina! tsy mba mieritreritra akory ity rangahy fa raha mb ny zanany vavy no misy manao izany dia ahoana! Ny vadiny aminio ts maharaka inin mihitsy fa faly itondrana cadeau sy omena vola matetika! Ny fanotaniana ho anareo dia ny hoe : inona no mahatonga azy ho tia mpivarotena ary ts mitsahatra mihitsy iaraka amin'ireny ?

Par : Anonyme
tsotra e! satria azony atao
tsotra e! satria azony atao izay tsy azony atao am vadiny
Par : Poufff
Mahafinaritra azy le tsy misy
Mahafinaritra azy le tsy misy lalana mifehy
Par : Katy
hafa iany ny maita hena mbola
hafa iany ny maita hena mbola ts mivadika
Par : Bilboquet
Nisy salle de jeux nantsoina
Nisy salle de jeux nantsoina hoe bilboquet izay taloha (taona 1990-1991) teo Tsaralalana tsy lavitra ny boite de nuit Indra. Vokatr'izany dia maro ny mpivaro-tena mpihaodihaody tao anatiny na teo ivelany. Mba mpilalao tao koa ny tena fa tsy voasariky ny tovovavin'ny alina. Indray mandeha nisy bandy akama mpiara-milalao tao nilaza hoe mba andraso eto letsy fa hitifitra sipa vetivety dia lasa lery nivoaka dia nitady vhv izay nahasarika azy tao ivelany tao. Afaka adiny 1 teo ho eo de iny lery niverina niaraka t@ sipa iray niditra ilay salle de jeux. Sady niala tsiny hoe niandry teo izahay nefa lery hanatitra an'ilay sipa any an-tranony fa tsy ho afaka hiaraka aminay. Izahay moa tsy nanisy olana fa dia nifanao veloma. Nony ampitso dia iny lery mbola tonga tao niaraka t@ ilay sipa indray ny hariva. saingy nijanonanilalao teo fotsiny dia avy eo lasa nandeha nody. Dia toy izany hatrany. Le bandy mi-gerer ilay salle de jeux niteny taminay fa mpivaro-tena iny miaraka @ lery iny. Teo izahay fau kôpy hoe tena tara t@ le sipa lery t@ le nanao voalohany dia lasa nosipainy fixe le sipa. Volana vitsivitsy taty aoriana dia hitanay bevohoka le sipa miaraka @ lery teny an-dalana teny. Tena conte de fée ny an'ilay sipa satria tena hitanay tena amoureux be le bandy akama, tsy miraharaha izay hoe firy no nipetaka an'ity vadiny sy ho renin-janany ity. Tsy tazanay teny tsaralalana intsony rizareo taty aoriana, mazava ho azy fa mety efa niteraka dia nikarakara zaza sy ny tohiny fa tys nivarotena intsony. Io fitiavana io rehefa ho tonga dia tout est possible hoy ny vazaha

Ajouter un commentaire

1 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.