Vous êtes ici

Miarahaba tompoko,
@ zao fotoana dia efa somary kelikley ny dimension ny brique ka mino aho fa efa tsy dia mitombona intsony ilay épaisseur na mur hoe "22" ny fanotaniako dia ho mety firy eo zao ny "épaisseur na mur brique 2 sosona" faharoa, tokony ho firy cm ny épaisseur ny dalle rdc, sy à l'étage (trano R+2 dalle de séparation daholo fa tsy gorodona) mba tsy ho matevina sy mavesatra loatra nefa tsy manisy loatra mety hampidi-doza koa. ary farany, ho an'izay efa nanao trano raha irony "moyenne standing" irony tokony ohatrinona au m² eo ny lany raha ianao no miantoka ny matériaux rehetra fa MO fotsiny ny an'ny entrepreneur.

Mankasitraka tompoko

Par : Bera Pôlisy
Angaha moa ny mur "22" tsy
Angaha moa ny mur "22" tsy kaontiana ao anatiny ny lalotra ? Mety ilay tanimanga ihany koa no mi-se retracter be dia tsy azo ilay 11 cm largeur na hauteur... Tsy haiko aloha
Par : za iany ô
ny mur brique 2 izao eo @ 18
ny mur brique 2 izao eo @ 18 eo satry efa lasa 9cm ny hatevin'ny brique 1 @zao. Ny anay alo etage iray iany de 10cm no natao hatevin'ny dalle mety tafiakatra 12cm rehefa manao ny eo amboniny

Ajouter un commentaire

6 + 14 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.