Vous êtes ici

fangatahana ny ahy ra mety fa rhf tsy mety mo atao aona = tsy fanakianana na lesona no tiko o commentaire eo fa zvt mafinaritra Merci bcpKely aina V? tsy mavita azy?zoma aho reraka Reraka b nitotototo nanomana ny fandeanana sabotsy, netsena nikarakara sakafo kely entina, nampandro zaza nanomana ny entana entina ny sabtsy ankoatrany efa fanao andavanandro mampirina manao sakafo sns sns eee sabotsy aho nifoha maraina de nande nitrotro nande bus nande embouteaz Reraka ihn Ny androniny nanenjika zaza mba nietsiketsika sns sns fa fetifety Ny hariva tsy nody fa nijanona satria zay ny fanapahankvt ... natory tam canapé lit tsy tao ampandrinako sady efa taraiki ihn vo natory Tafafo aloha ihn satria tsy any antrano... Ny lahady mbola niantsena nandede sns sns Ny latsinainy itarainany reniko amze pb-ny any ary de notezerany avy eo satria za tsy te ivakiloha anle izy mintsy! Miresaka am vady lasa miafara am lagy nefa resaka tsotra teo tsy aiko ze tournure natonga le izy :(Reraka ny saiko Reraka ny vatako Zao alina zao za tsy te atory Tsy maita tory Tsy mahazo aina Tsy ŕ l'aise Mande ny perte nefa mampiasa fanabeazana aizana Reraka sy tofoka Kamo b za Leo b Te itantara ftsn Tsy t haka lagy Tsy aiko ko ze antony andehanaok eto Fa tsy rarahiko ko ze antony e Makaleo b izy ty fa bon

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Tsy adala fa burn out aky a. Mila divertissement kely. Sortie entre copines? Shopping ? Concert? Film? Lecture? Hakuna matata
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Raha ny lazainao atsy ambadika dia tena reraka ianao, indrindra ilay tsy miresaka amin'ny olon-dehibe. Efa mihalehibe ny ankizy, ka raha tena tsy mbola hiasa dia maninona raha manao ilay firotsahana antsitrapo ireny. Izany hoe misy fotoana sy resaka mba hifanaovanao amin'ny olon-dehibe (tsy resaka tokatrano sy fitaizana), nefa ianao tsy mila hoe mandeha maraina sy mody hariva insan'andro fa mba indraindray ihany.
fiber_manual_record trandraka
Dernière visite: Il y a 3 months 3 weeks
A rejoint: juin 14, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Little Things,

Tena "Burn Out" tsy misy resaka io mahazo anao io...........

Ndao hiaraka hihinana mofogasy eny amorondrano tsika, fa tena mila aérer-na ny atidohanao.

Otran'ny oe vazivazy sy manala azy aho, fa tena mila maka re******* mihitsy ianao.........
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Efa mandroso ny taona é! Mila distraction amin'izay fa lasa mampijaly ny sainao ilay ianao allergique lehilahy, ataovy toy ny copain fotsiny izy dé milamina io olanao io.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Sosok evitra kely, mila misotro dovay kely ianao rehefa hisakafo, 2 vera ihany , tsy atao mihotra an, milamina ny fikorinan ny ra @ io, manaova sport kely miaraka rehefa hariva,la marche 30mn dia ampy , ny mpianakavy manontolo miaraka, dia izao, tokony plaisir ny mikarakara vady amanjanakao fa tsy service mihitsy , tokony amour no mibaiko an io fa tsy devoir, sinon mitadiava mpiasa , @ maha amour azy dia izay limite vitanao ihany atao satria tsy misy plaisir misy oblifgation izany, tsy plaisir intsony raha dia mandreraka lotra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Mbola averiko eto ihany hoe manaova inscription amin'ny Un Miracle Chaque Jour https://www.topchretien.com/un-miracle-chaque-jour/,
misy teny fampaherezana azonao isanandro ao, raha mba fantatrao mantsy ny olana iainako amin'izao fotoana izao dia ianao indray angamba no hilaza fa aleoko ihany ny olako toy izay ny anao na inona na inona hamafiny.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
oooo Aiko lotra io situation io sy io sentiment. Tu n'as plus le sentiment de vivre pour toi mais pour les autres. Mais puis aprčs tu te dis, c'est normal parce que ce sont tes enfants, ton mari, c'est ton devoir en tant que mčre et épouse et tu continues ŕ faire mieux, ŕ vouloir faire mieux mais au final tu te sens quand męme fatiguée. Tu veux ętre forte et aimante comme une mčre doit l'ętre, tu veux que tout soit parfait, mais au final tu n'es jamais satisfaite. J'ai connu ça!

Voici ce que je appris. Tes enfants et ton mari ne se sentiront pas moins aimé si tu délčgues certaines de tes tâches ŕ quelqu'un d'autre. Maka mpanampy ny tiko ho lazaina @io. Tsy enao nounou na femme de ménage no ilainy fa enao neny sy vady.
Zany ny neny zany manao câlin ny zanany, manambitamby ny zanany, mafantatra zé ilainy zanany, mikarakara ny zanany. Fa ny tâche hafa manodidina ny zanany (ohatra oe ny course, ny lessive, sns) afaka ataon'oul afa. Ny reny ko mafantatra ŕ quelle heure de la journée et quand mon enfant a plus besoin de moi et elle sera présente ŕ cette heure lŕ et ŕ ce moment pour ses enfants. Ny zaza tsy milanao constamment eo akaikiny mba té hi découvrir monde izy ndrai2, mba t e ahita olona hafa sns. Zay no ilana ny mpitaiza sy ny crčche, itondra azy mandéndé eny an-tokontany ampilalao azy. Mandritrany zay fotona zay enao tu peux prendre du temps pour toi et faire ce qui te plait. Et tu seras moins stressée voire męme plus aimante.

Ny vady ko (ra bandy normal izy), tsy femme de ménage no ilavany anao fa épouse. Il a besoin que tu lui donne de l'amour. Je suis sure qu'il se sentira mieux avec une épouse qui ne s'implique pas beaucoup dans le ménage mais qui est ŕ ses petits soins et le fait avec amour et tendresse qu'ętre avec une femme qui arrive ŕ tenir sa maison parfaitement mais qui est tout le temps fatiguée avec qui on ne peut rien faire. Mais on peut combiner tous les deux en engageant une femme de ménage.

Prends du temps pour toi. Fais du sport, fais-toi belle. Si tu avais un ręve ou un objectif avant et que tu n'as pas encore réussi ŕ l'atteindre, commence ŕ travailler pour l'atteindre. ça te donnera un but personnel dans la vie et au moins si tu ne l'atteins pas tu en seras plus prčs et tu seras fičre de toi dans quelques temps.

Zay fa bonne chance e!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
ADALA NGAMBA AHO
Merci bcp am conseil rht é :)
Sinon ny lhl amiko hatreto de lhl foana e Tsy vitako zany maka mpanampy miditra an-trano zany desolé fa efa be ny itako sy enoko sns sns...
Bref merci é
Par : adala iray hafa
Miarahaba, tena mitovy aminao
Miarahaba, tena mitovy aminao aho. Rera-dava, ary amin'izao ny lohako boda be izany. Te hisintaka kely itokana irery aho fa feno ny lohako. Tsy misy fakana aina 7/7. manjary kizitina aho . Leo be mijery an'izy 4 mianaka aho. Tiako zareo, tena tiako fa ohatran te haka fotoana ho ahy irery aho. Tsy te hoelingelenina, fa hatory misaron-doha be d avy eo milomano, d misakafo d matory indray. Izaho irery an! Diso ve aho?
Par : Bandy
cc les femmes. ndao hanalazy
cc les femmes. ndao hanalazy e. mila makarivotra sns nareo. manorata am zahzah2301 arobaz jmailka.kom

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.