Vous êtes ici

Miarahaba an'izay eto,Ny tena moa mbola manify ny ao anaty poche fa vao manaomboka mihary mihintsy dia miheritreritra fiara somary mba économique amin'ny consommation de carburant nefa tsy mandany vola be amin'ny maintenance koa dia mba manontany amin'ireo manana traik'efa hoe:10 Million d'Ar ny budget izay tsy dia betsaka loatra mazava hoazy dia misy option roa ireto dia raha enao no eo amin'ny toerako mba omeo argument hoe iza no tsara kokoa:Voalohany:Mividy fiara somary récente eo amin'ny 9 ŕ 10 Mar eo amin'ny nivoaka manodidina année 2000 teo.ohatra Peugeot 206, Golf III mbola tsara raha 10 Mar izany, Golf IV efa tsy dia tsara na ilay trois porte ireny misy 10 Mar, VW Polo III, Clio II, ...Raha ity safidy voalohany ity dia tonga dia lany ilay vola, afatsy hoe ohatra angamba hoe Golf III mahita 8 Mar eo dia misy ambiny kely.Faharoa:Mividy fiara somary tranaininainy année 95 eo tsy mihoatran'ny 6 Mar eo dia misy ambiny ny vola anaovana restaurena sy personnalisena milay be? ity faharoa izay heritreretiko hoe raha vita tsara dia mety mora pičce rehefa misy maintenance nohon'ireo voalohany.Ohatra Golf II, ¨Polo II, Peugeot 205, Clio 1, Super 5 mbola tsara, ...Voalohany sa Faharoa no mety?

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
aleo tonga de fiara tsisy kitihina ka takatry ny volanao no vidiana na recente na tranainy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
jereo indray ny coűt d'entretien

1- en général mora kokoa io ho an'ny fiara année 95 noho ny année 2000 (fa miankina amin'ilay modčle ihany)

2- any eoropa, mba tsy ho sahirana amin'io coűt d'entretien io, ny théorie dia milaza fa valeurn'ny fiara tokony vidianao dia tsy tokony ihoatra ny karama 4 volana (karaman'ilay tokantrano mazava ho azy)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
Ny fiara tompoko dia tsy maintsy misy kitihina foana rehefa occaz na vaovao aza vetivety de mikitika enao. Fa raha izaho aloha dia aleoko lavitra mividy ireny fiara occaz peugeot na renault ireny fa tsy itony vaovao mora maty an-dalana itony nefa vidina lafo dia lafo. Rehefa tsara entretien am tompony teo aloha ny peugeot sy ny renault dia efa mahavoa enao zay. Ireny mantsy sady mafy no tsara elaela vao misy amboarina fa itony vao niditra tony ? Mampiteny ny moana, vao avy nividy itony atos sy ny karazany tony mantsy aho fa de very vola e! nosoloina 4x4 ndray ka e e e! vao maika loza fa eny andalana no manokatra capot tsy hay oe maninona nefa vaovao hono mark vaovao, sns... leo be fa vola be nariana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
Raha izaho ianao dia fiara 2000 vidiana fa mitovy foana rehefa okkaz. Tsy maintsy hisy hamboarina foana ka tsy aleo mba ilay tsy dia tena antitra loatra?
Amiko aloha dia hitako hoe tsy dia tokony hieritreritra hoe hijanona carbu sy allumage classik foana, fa ny elektronika dia tokony tsy manao adapt dia izay. Ny meka mantsy tsy mahay an'izay prgm ao fa shunte-ny foana fotsiny ilay izy dia izay no mazana mitondra olana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
mpisera<<< Amiko ndray tsy idéal ny fiara electronique, tsy fampiasa eto Tana ireny, tsy tia embouteillage ireny fa tonga dia mijoboka. Aza miditra amin'izany ianao ry Vodka
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
Ka ny eto aza ve ho be embouteillage be ohatra ireny km maro autoroute ivelany ireny? Raha resaka fiabilité tsy misy ohatra elektronika.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Aleo mividy occaz manodidina année 2000 sa année 90 dia restaurena milay be?
en théorie ny électronique tsy tokony mila entretien fa ny mécanique no misy usure.
amiko dia aleo misafidy fiara taloha.

rehefa hadalain'ny capteur izay anie ianao ka sahirana e, eo am détection anlé source ana pb aloh dia efa lany andro sy vola manolo pičces tsy izy maromaro, ny fahasorenana etsy andaniny, lasa ilay méca no lazainao fa tsy mahay :)
fiber_manual_record popeline
Dernière visite: Il y a 2 weeks 1 jour
A rejoint: août 29, 2018
rah ny tetibolanao dia juste
rah ny tetibolanao dia juste ôtran'ny ahy ihany, zany hoe rah fiara 2000 dia ts de mahazo anle mbola matsiro b; rah lay talohaloha kosa ka tsara entretien; mbola tbe (mis io fa occasion rare, rah ts de maika lôtra) de tena ao tsara lay tetibola; fa ny voiture français aloh no moramora kokoa @io noho ny allemande. Ny ahy zao lay 2ème options io no itondrako azy fa enaw iany io!

Ajouter un commentaire

1 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.