Vous êtes ici

Tokony mba ampitoviana ny taux ampiarina amin'ny IRSA sy ny Impôt synthétique satria ny orinasa madinika tsy mihoatra ny 100 0000 000 Ar dia 5% ihany no taha ampiarina @ vola matiny isan-taona.

Raha 20% kosa ny taha ampiarina@ karama na IRSA .

Kanefa ny 99,99% ny mpiasa malagasy tsy mahazo karama 100 000 000 Ar isan-taona izany.

Par : PME
Tena midangana tokoa ilay
Tena midangana tokoa ilay impot alain'ny fanjakana aloha e (IRSA no resaka eto). Lasan-dry zalahy daholo ny karama. Nefa ny vokany tsy hita akory.

Ajouter un commentaire

7 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.