Vous êtes ici

salut daholo,vhv 38 ans, vady 1, zanaka 2.66 kgs, 1m58Na dia miasa sy manana conversation aza...tsy hitanareo ve oe efa lehibe lotra ka tsy hanintona lhl intsony?surtout raha misy lhl zay tena tiany mintsy izao fa matahotra ny handeha lalindalina tokoa satria antitra loatra, ngeza lotra?Lé lhl amn io 40ans.Omeo hevitra, efa hitako sahady fa hisy hanao morale...tsy olana zany.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Mbola ao anatiny tsara kah ! Rehefa mahatsiaro mahazo tsirony amiko dia mbola ao izany.
Ny resaka fahanterana amin'ny sexualité dia mety ho relatif ihany. Ny fahitako azy dia arakaraka ny olona eritreretina iarahana io. Raha ny olona 20 na 30 taona izao dia mety hiteny hoe antitra ianao; fa ny olona 40 -50 mety tsy hiteny an'izany.
Nisy reportage hitako t@ TV : any japon malaza ny acteurs porno senior (+60) satria betsaka ny senior mbola mila sexe.
Izaho dia mieritreritra foana hoe :manomboka eo @ 35ans ny vehivavy no manana ny combinaison maturité sexuelle/maturité morale. Izany hoe fantany tsara ny zavatra tadiaviny momba ny sexe sy ny tambin'izany.
Nisy fotoana tamin'izaho mbola latsaky ny 30ans tany namaky boky misy confessions ireny (Lettres magazine, etc) fa betsaka ny vehivavy mitovy aminao no mitantara ny zava-bitany tao. Indrindra io 38 io !
Izaho manokana dia tsy mba miherika amina vehivavy latsaky ny trentaine (tomba-maso) izany eny an-dalana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
mbola misy koa ny oe ngeza lotra ve an!

ho sahirana ny hiboridana eo imason oul na tiana aza izy...satria tsy 20ans tsony
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Aza dia complexée am le hoe 20ans e. 66KG/1,58M : mbola norme izany ! Sady tsy ngeza no tsy mahia. Ao tsara ny rondeurs, misy safosafoina sy tsapatsapaina, tsy maharay taolana ny tanana ! Izahay aloha dia le tia botabota e !

Azoko an-tsaina tsara ny forme-nao satria tamin'izahay nanao sport taloha dia nisy catégorie hoe moins de 66kg ny vehivavy fa azo jerena tsara daholo. Mety efa eo ilay kibo kely iny satria ianao efa niteraka 2 fa ny rehetra anie sahala amin'izany daholo e.

Raha atao ny fampitahana dia ny fijerena ny fiboridanana misy lanjany kokoa noho ny fijerena ny hangeza. Tsy hanakana ny RS mihitsy izany.

Sady angaha kosa moa ny anao dia hoe striptease ela be fa tsy rehefa misy kely dia miditra préliminaires e ?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Momba ny voalaza teo aloha aho. Aza matahotra ny taona izany, satria misy fitenenana aza hoe la jeunesse commence ŕ 40 ans. Matoa ilay lhl miaraka aminao d mirevy anao na mi attirer azy ianao farafaharatsiny.
Tsy hoe rhf miboridana ange ianao vao ho fantany hoe 66kg d ailleurs ronde ange zany fa tsy občse akory art betsaka ny bandy mankasitraka an io. Ny vhv mantsy matetika te ho parfaite dvt ny lhl indrindra râja bandy maha tara azy mais le parfait n est pas de ce monde. Alors vas y et ne te soucie pas de ces détails
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Misaotra anareo amn fanakaherezana e..

Asa raha refa tonga eo tokoa na hitsoaka razoky na mba hahita ny tena level-ko an!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Dia mba lazao rehefa tanteraka hoe nanao ahoana e !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
66 kgs, 1m58 ::: MATAVY BEUUH!!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Ny mahazo anao dia ny DEMON DU MIDI fa tsy hoe antitra loatra.

Lazao ny vadinao fa tsy maharaka ka mitady bandy kely ianao handona anao.

Na mankanesa eny Tsaralalŕna na @ andro na @ alina fa be no hahita anao hoe "en forme" tsara.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Ilay bandy kosa aza efa 40ans d hoe bandikely ve? Avelao samy hanao ny fiainany fa hvtr no ampiadiana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Moramora kosa e !
Sehatra hilomanosanay izany hoe vehivavy matavy izany fa tsy matavy izany 66kg izany ry namana a ! Ny madamanay 1,58m, 80kg : izany no atao hoe matavy. 66kg izany mbola voakilasy anatin'ny vehivavy normale amin'ny taonany, mahazaka tena tsara. Tsy be graisse na dia misy aza.

Imcomplčte > Ao amin'ny fotoana fangalana tsirony mihitsy ianao fa aza complexée e ! Ny tanora mieritreritra hoe rehefa mitombo ny taona dia miharatsy sy mihena ny envie fa ny contraire no marina. Lavitra ny zoma mahafinaritra sy ny revirevin'tanora miaraka aminy ny iainana. Efa dingana hafa, ambony sy mihaja lavitra.

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.