Vous êtes ici

Haingana be mihitsy ny diagnostic n 'ireto Malagasy Kristianina milaza fa sazin Atra noho ny fanaovana famadihana indray io aretina io,tsy haiko aloha izany hoe mba mankaiza ny vavaka ataon ireo mafana fo ireo , toa tsy raharahan ilay ivavahany , dia lasa manilika any @ hafa sisa no atao .Tonga saina za fa tsy nampoiziko mihitsy hoe manao zavatra CRUEL be toy izany ny Atra hivavahan ny gasy , Ny Zanahary ninoan ny razamben ny Malagasy tsy mba mandefa aretina toy izany velively, fa tsy neken ireto rajakombazaha ireto dia izao izany no vokany.NOrmal be ny zava misy raha izany, na feno fiangonana aza ny tanana, na mahay tsianjery toko sy andininy aza ny maro, vao maika mahantra , dia tonga ho azy ny loto sy ny aretina isan karazany, ary samia miomana fa mety tsy ho afa po ny Atry ry zareo satria be ny tsy mankatoa, hiampy Choléra , na farafahakeliny cyclone mahery vaika io.Mbola aiza no hanjo ny gasy eh, vao manomboka ny famaizan ilay Atra vaovao izay arahany

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Fa raha milanjalanja faty sy mamoha fasana foana kosa vé tsy handairan'ny aretina ihany nareo farany, feno olitra sy voalavo anie ny fasana e

Raha misy olona matin'ny peste na cancer na sida na areti-mifindra hafa ny faty na razana kasihan-dava ao dia ahoana.
Ny systčme sanitaire sy dépistage any dago tsy dia hoe harifomba mahenika dago manontolo akory.
Na tsy ampidirina resaka fivavahana aza fa logique tsotra fotsiny dia mitady loza ihany ianareo mamoka faty hanaovana fety isaky mihetsika ireo.
Tany aiza no mbola misy peste isan-taona miverina izany foana.
Ny olona efa t@ moyen-age no tsisy peste izany intsony.
Ny loto sy ny canalisations efa t@ colonisation ihany no mbola tsy misy fanamboarana, dia aiza moa no tsy hilona anaty loto sy bactéries
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Tsy dia misy hidiran ny famadihana lotra @ resaka pesta,raccourci ŕ la con mahazatra ny voazanaka hatrany @ fanahiny izany, ny famadihana dia misy lalŕna mifehy , mila autorisation io fa tsy baranahiny toy ny famoronana sekta , na fanaovana bizna Jesosy ,na prosélytisme etsy sy eroa , fa raha resaka tsy fikasihana razana no ilaina dia ny caveau familial mihitsy izany no tsy tokony hataonareo mpivavaka,
fa dorona toy ny musulman , na ianareo alevona tsirairay anaty fosse 5m de profondeur, atao anaty vata vy, vita soudure, mba atomboy aminareo aloha ny ezaka dia ho hita eo, rehefa tsy mahazo valimbavaka ianareo , aoka tsy ho zatra mitoongoloka sy manameloka ny hafa fotsiny,
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Mila autorisation tokoa ny famadihana, fa iza moa no tsy mahalala hoe manjaka ny kolikoly partout ao @ pays du moramora!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Tsy mahagaga>>>

ok, misy kolikoly,
fohanana ny famadihana (misy kolikoly dia afaka mamono lamba ihany ny sasany)
tsy azo sokafana intsony ny caveau familial (misy kolikoly dia misy manokatra ihany)

miampanga tena nge izany nareo eh,
diso cible ,
Nahoana ny famadihana izay mety ahazoana alŕlana, na ny fandevanana mahazo alŕlana no tadiavinareo fohanana fa tsy ny kolikoly.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Inona no idiran 'ny diso cible sy miampanga tena @ filazana ny zavamisy e???
Misy ny kolikoly partout ao dago, misy ny famadihana sy fikasihana lava razana tsy hay na aretina inona no nahafaty azy na inona.
Fako sy loto etsy andaniny misavovona.
Feno ny équations e......Samia mamisavisa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
za tsy mpamadika, satria tsy manao ny fianakaviko, fa na izany aza dia tsy mitovy hevitra aminao velively aho, tetika nentin ny mpanjanaka voalohany hanapotehina ny firenena teto dia ny fanapotehana ny fombandrazana , dia io efa iaraha mahita io ny vokany , fa hajaina ny hevitra tsy mitovy,iza no mahita, rehefa tsy misy miangana intsony ny fomba gasy mety hivotra be ny eto , raha izay no vahaolana hitanareo mpandinika sy mahay azy dia raiso ny andraikitra , tsy mila mpamatsy vola ny manambotra lalŕna manafoana famadihana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Tsy mahagaga>>>

amiko na fomba tandroy, na fomba betsileo , na fomba avy @ foko aiza dia fomba gasy ary tokony harovana , na hatsaraina rehefa hita fa ilaina izany, fa tsy hoe fomba merina, na fomba avy aiza no aroso entina hanohanana hevitra, ary ohatry ny tsy mahafantatra ny fomba malagasy ianao , any @ faritra atsimo ohatra, ambolana maro ny razana no mijanona ao antrano vao halevina , ny andro anefa mafana, anisan ny fomba malagasy izany tompoko na tinao , na tsy tinao, fa famadihana aloha no toa mba fantatrao dia io no mahamaika anao, mbola raiki tapisaka ao anatin ny fanahinao ny politikan i Galliéni ,tsy mahagaga raha toy izao i Madagasikara, tsy manana fotoana ho laniana aminao za, stop et fin de la discussion,
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Rehefa misy fiantraikny @ tontolo iainana sy ny santé kosa aloha dia tsy hitako hoe inona no mbola insisté na hanohizana tradition iray!! Fa maninona no hoe fin de la discussion!!ary tsy ny merina rehetra koa aloha no mamadika aoka hazava,
Efa hita ny.vokatry ny famoahana lava razana ao anaty fasana ao fa mety hampididoza ka fanahi 'i Gallieni no tanisaina
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Misy olona tokony manapa-kevitra hoe sceller-ny tanteraka ny fasan-drazany, dia rakofana béton tanteraka; dia tsy kasihana intsony. Dia rehefa maty izy dia na dorana, na alevina lavaka 5 metatra!
Raha tsy mandray izany fepetra izany izy mbola mampiomehy: raha misy maty mantsy dia mbola misokatra ny fasana, dia mbola fonosina ny razana efa ao, mbola mivoaka miditra ny havana! Kanefa mety ho andro fahavaratra na mafana be!! Sa rehefa izany tsy misy atahorana satria "tsy mamadika"???
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
aretina pesta
Tsy resaka sazin'Andriamanitra na resaka famadihana no mampirongatra ny pesta fa ny loto tafahoatra, Mila miady @ loto ny malagasy maro fa be loatra ny fako miparitaka etsy sy eroa.

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.