Vous êtes ici

Izao no izy ry Madama,voalohany aloha dia diso toerana ny sujet-nao satria aty @ resaka sexualité.Olona somaro makovisy sy kaondrana ohatra'ahy izany no mamaly anao ato. Ary dia betsaka ny miteniteny foana.hadj mahay, kalakely2 misy raisina ihany ary hita fa olona tsara fanahyny ankoatr'izay dia tena tsy misy ho raisina. famelabelaran ny tsy fahaizany no ataony betsaka.Crédit, Lanto : tena zero tanteraka ireo. Tandremo.Ny sendra tojo amin'ny mahazo anao dia somary very fanahy ka mifikitra amin'izay manome hevitra. Tsy izay manome hevitra anefa no fetsy sy miana ary mamaha ny olanao. Na izaho manoratra izao aza aza atokisana tanteraka.Tandremo.Dia izao koa : otran'ny zavatra tsy marina ny tantarainao. Enga anie ka zavatra noforonina fotsiny. Raha sanatria ka marina, tena mampalahelo. Raha marina ihany dia resaka vola kely satria tsy nangataka antoka akory ny banky.Izao ary :1- Tsy mampigadra io satria tsy misy heloka na fivadiam-pitokisana fa zavatra tsy nampoizina fotsiny.2- Satria kely ny vola, tsy handany vola eny amin'ny fitsarana ny banky. Inona koa moa no didy mety andrasany avy any?3- Ianareo mahantra fadiranovana : fananana tsy misy, fidiram-bola zéro, tsy misy atao saisie akory izany. Tsy handany vola haniraka huissier akory ny banky. Ho very maina fotsiny.Safé izany : mankanesa any amin'ny banky, tsy voaloako io hoe, tsy maintsy ianareo banky no manome vahaolana. échelonner-na ny remboursement, ahena mihitsy amin'izay zakanareo fara-fahabetsany. Na izay na miandry izy ho tsaratsara kokoa ny fiainanareo izay fanirian'ny rehetra.Raha miseho mampitahotra dia enoy fotsiny fa style fotsiny izany fa tsy mankaiza ary tsy mahafaty. Raha trop loatra ny vavany dia tadiavo ny sefony.Rehefa metimety ny fiainanareo dia avereno ny volanolona. bonne chance sady bon courazy.

Ajouter un commentaire

5 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.