Vous êtes ici

Mba hanontany kely, ny légumes sy ny fruit varotana eny antsena ve dia bio? Ahoana noho mba ahafantarana fa tena bio ireny? Satria mantsy efa misy agriculture intensive izao eto Madagascar (export) dia misy invendu nefa aminy izy ireny (calibrage, défaut,...) dia tsy maintsy écoulena eo aminy marché gasy

Misaotra

Par : anonyme
Tsy voatery ho Bio tompoko.
Tsy voatery ho Bio tompoko. Misy certification mantsy ahazoana ny hoe Label Bio. Raha entana antsinjarany eny antsena tena sur fa tsy bio. Mety mahita ianao fa eny am grande surface, lé produits préemballés ireny

Ajouter un commentaire

3 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.