Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetraEfa nodidina calcul 4taona lasa zay, zao miverina indray, nefa efa mitandrina sakafo sy misotro rano betsaka, inona no hatao, mba mila toro hevitra sy fifampizarana zay efa nandia toy zany. Misaotra indrindra

Par : sesen
Manao ahoana tompoko, raha ny
Manao ahoana tompoko, raha ny filazanao azy dia angamba ao amin'ny "voies urinaires" izany lazainao izany fa tsy amin'ny voies biliaires. Tsara raha lazainao hoe taiza no misy ilay cal******* nalana: rein, sa uretere, sa vessie fa tsara jeena sao misy manakana ny fikorianan'ny fivalanandrano ( ohatra prostate sa fibrome?), na infection, na acide urique be loatra anaty ra. Mahereza

Ajouter un commentaire

5 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.