Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[tsimahay] - Miarahaba e!
Mba saika hanotany raha misy afaka mamaly fa tsy mahay.Inona avy kay ny type ana mitsubishi Pajero le oe V20 jusqu'à V46 no tena ilaina dia inona no mahasamihafaan'ilay moteur hoe 4m40 sy 4d56 fa izay no tena mivermberina henoko.Dia misy karazany ve ilay izy fa misuy fiara tranainy (pajero no resaka) na vaovao dia samy mampiasa 4d56 na 4m40 daholo.merci!

[Master] - Manaja
misy mivarotra mot renault master ve eto, ra misy de aiza de mety otrinona eo ny mahazo
compatible @ phase 2 an 2004
merci ho zay mamaly

[novicia] - slt dooly, inona no mba fiara 5 na 7 plc mitsistsysad ko a tsy lafo entretien, essence ou diesel mety aby

salama daholo hoanareo efa tena mpitaiza fiara kay mba mila hevitra fa tsy mahay:manana fikasana hiova fiara ka nahita master 2, inona no mba mety olanio fiara io ra ampiasaina hanaovana trasport personnel na taxibe oatra?MISOATRA TPKO

[mihetsika] - salama e!
mba mitady torohevitra e!
rehefa mandeha mihoatra ny 100 km/h ka mifreine dia mihetsiketsika be ny direction an'ilay fiara.Marihiko fa misy elargisseur ilay fiara nampanamboariko tany am tour ka tsy aiko hoe ilay élargisseur ve no ratsy centrage sa any am bras no misy voa?

ny toerana ametrahanao ady hevitra ry "aldien" dia ato amin'ny 1790noho izany (sao dia ianao no tsy milamin-tsaina)hita taratra amin'ny zavatra soratanao ny maha iva saina anao, mbola maizina aminao izany atao hoe maha izy azy ny olona izany.Amin'ny fomba ahoana no ilazanao fa ambany ireny gardien ireny, na "solafa" ireny.Ny IVA saina sy tsy mahazaka fiainana toa anao no tsy mampandroso ity firenena ity.

Miarahabamba asio "récap" kely rangaha ilay situation @ izao fa tsy tadidiko intsony ka sao anahirana eo ny farany :Dmbola azo ampiasaina ve moa ilay carte grise taloha sa tsia ? ra tsia dia efa nisy tratran'ny rapôly isany ve dia nilany vaniny ?manao ahoana izao ny fanovŕna eny @ Faritany ? mbola milahatra be ve sa ahoana ?Misaotra indrindra

Salut daholo an! saika anotany hoe aiza eto am tanana kay no mba misy mpivarotra jante alu akoatrany ilay eo ampitany TOTAl belair ,Avaradoha , Sidex? Dia ny Jante alu ana Golf 4 ve mitovy amin ny ana type 5 ihany?

[vex] - bonjour!
inona kay ny scooter 4t tena fiable am zao ; ohatra entre yamha RS, kymco JR, yamaha cygnus, kymco g5 sns, sym gt 125

Bonsoir,Mba saika hanontany raha mba misy mahafantatra hoe inona no mahatonga ny embrayage na rextone hi lâche rehefa mande mafy plus de 100km/h anefa refa mande mora d tsy maninona?

Pages