Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Salama daholo, iza avy nos ortant tao @ Gestion teny Ankatso eh? Dia mba inona daholo ny sehatra misy antsika amin'izao?

Sao misy mahafantatra an' Sabrina avy any Ampanihy(Tulear) lasa aty France?Misaotra e!

Te hifandray amin'Atoa Rakotomanga Rafaralahy Raymond, zanak'Itompokolahy Rakotomanga Rafaralahy sy Itompokovavy Rasoazananoro Hélčne avy ao Ambohitrabiby, sy ny taranany. Marihiko fa nifindra monina tany frantsa t@ taona 1962 izy sy ny vadiny amanjanany, ary tsy nazahoam-baovao hatr@ izao.Koa miangavy sao misy mahalala azy sy ny taranany. Misaotra mialoha.

salama ehhh.... izaho mba mitady an'ity olona ity eeehhhh sao mba any ho any izy Mademoiselle ou Madame izy amin'izao RAVELOARISOA Harimanana Louisane ny anarany, namako be izy tamin'izany, tsy be teny izay izy, n mamany prof de philo tao am Lycée st Pierre tamin'izany, nipetraka tao am trano farany terrain bol tao am St paul izy, toa manana anadah izy fa toa tsy ray tampo aminy izy ra n ftadidiako azy...

bswr, aiza ho aiza eny Ambom kay misy anzan profesera zan e?

Arak'io sujet io ,mba mila témoignage n'ireo mpianatra EPP'Antsahabe taloha . Razafintsalama Jules ,raha tsy diso aho ny Tale,.Ny toerana misy ny sekoly dia eo akaikin'ny tunnel Ambanidia ,Mascotte ,...I Tompokovavy Raveloarisoa Helmine ,moa efa nodimandry 6 taona lasa izay anisan'ny mpampianatra classe de 7čB tamin'izany .Tsy tadidiko intsony ny anaran'ireo mpampiantra sasany .I Andriantsoa Tahiry tao koa efa chef cuistot any Suisse .

Salama daholo!Mba saika hanontany hoe aiza ho aiza eto Mada no mety ahitana neurologue exerimenté(e) sy diplomé(e) de l'étranger tena mba afaka hitsabo épilepsie na convulsion. Mankasitraka

mitady namana virtuel. mba efa matotra. plus de 25ans. apetraho mail nao

Bonjour,Mba mitady Jhonny Walker green label ilay tena izy za sao dia misy mba mahita mpivarotra atao fęte des pere amin'ny alahady. Merci

Salam e! io le fanotaniana. Efa nitady ary mbola mitady sady mbola hitady.

Pages