Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Arak'io sujet io dia mba mitady ny tranainy rehetra tao amin'ny la sainte ,sampana teknika tamin'ny taona 70ŕ 75 e .Mpampianatra tamin'izany ry Mosa ,rajao ,raboribory ,bombetaka ,fisaka ,masikita .

Mba mila fanampiana tompoko.marary tsy mety afakohaka ny raiko 65taona efa mqnao traitement asthme fa tsy afaka tokony ampiana otra hoy ny dokotera fa izay naleha rehetra tsy nahomby mba te hanandrana hafa izahay miandry ny proposition nareo sady misaotra sahady izay hamaly

Miarahaba antsika,Aiza ry zareo no misy mpanao gouttičres mahay sy mikaly asa eto Antananarivo, tena professionnel no tadiaviko?Tsy ry SANIFER na ry ABC akory an.Misaotra mialoha

araka io Sujet io dia mba omeo contact mpanambotra Frigo (mahay) - ialana tsiny fa be no miseho mahay nefa vao maika manimba zavatraMisaotra mialoha izay mamaly

Mitady mpampianatra Francais parler particulier sipa raha mety!

Aiza no misy angovo maitso zao e ? Alakamisy, Ambohidratrimo, Talatamaty, IVato zao notetezina daholo omaly fa tsy nahitana

Salama jiaby,Misy afaka mizara contact-na détective privé matotra ve zfd? Fitadiavana olona eto Antananarivo na Mada fa tsy affaire conjugale aloha lay izy a.Misaotra.

Fa mbola mahantra foana izahay hatr@zao

mba miangavy anareo izay mahita azy fa efa ela no nitadiavana azy satria tena mafy ny fiainana, nitety ny vazatany fa tsy mbola nahita hatramzao, tsy sipa io fa SOSY izay mahita de mba kozio re tompoko ooooooo!

Nianatra tao amin'ny JulesF

Pages