Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

mitady an'i RAKOTOARIVELO Maminiaina Herizo Pascal, nipetraka tao Analamahitsy fa misy raharaha tena ilana azy maika,misaotra tompoko

Miarahaba tompoko izaho RAZANAJATOVO dia mitady ireto zanako ireto efa amampolotaonany maro no tsy hitako fa nisaraka izahay d izaho tsy teto Dago d niverina eto za zao efa antitra ka miangavy tompoko sao mba misy mahalala isika ato efa nandeha police sy nanao avis de recherche maro fa tsisy nahitambokany.Misaotra antsika rehetra izay afaka manampy

So mba misy mahalala ny toerana misy an'i M Solo LAVA B (sola) vadin'i mme LALA mivavaka ao @ Ekar faravohitra @zao, namana efa nifanerasera ela b d tonga eto an-toerana d maniry ny hihaona aminy

Salama!Mba mitady numero ani Haingo mamani Erica mipetraka ao sakaraha ze mba mahalala azdfy.Msotra mialoha

Mitady an'i Dadasina sy Rija ary Andry teny Andoharanofotsy fahiny izay niasa tamin'ny fanaovana fanaka taloha ?

Aiza ? Aiza ? Aiza ? Miandry valiny fohy dia fohy fa mafonja !

Miarahaba antsika rehetra, arak'io lohateny io, mitady maika an'i DOMOINA nipetraka teny anosibe, nivavaka tao amin'ny eglizy katolika (prezidan'ny tanora tao mihitsy izy tamin'izany)sao dia misy mahalŕla azy .Maika dia maika.Misaotra mialoha amin'ny fanampiana avy amintsika.

bjr daholomila fanampiana avy @ tsika.sao mba misy mahita mpampindrambola polontsotra fa tsy banque ianareo fa misy projet mba ata?

Saika hangataka aho ny anaran'ity ravinkazo ity amin'ny teny Malagasy sy hahafantaran'ny olona azy. Ravin-kazo ilaina amina fitsaboana :     MILLEPERTUIS Noms communs :millepertuis,Noms anglais :balm of warrior,St John's wort,Le millepertuis est une plante herbacée vivace, pouvant atteindre 90 cm de hauteur (de 20 ŕ 90 cm), qui aime les endroits secs et ensoleillés. La tige est d'une couleur rougeâtre, avec des feuilles ovales opposées deux ŕ deux.     Misy an'io zava-maniry io eto Madagasikara fa tsy fantatro ny anarany eny an-tsena

fanontaniana adaladala ity re ol fa na izany az aza dia hiomehezanaho atsika eto Antananarivo,sao mba misy manana trano na dia any ambanih=vohitra aza mila andrasana ,na tsy misy karama aza fa ny trano mihintsy no olana,

Pages