Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba atsika rehetra .Sao dia misy mba mahafantatra ny ny numero TEL sy ny adiresy ny Ambasady Malagasy ao Dubai azafady tompoko,na ihany koa misy malagasy mipetraka any Dubai ve manoratra eto?Efa nitady tao @ Google fa tsy nahita,na sao dia mba misy mahafantatra fiangonana Kristianina ao Dubai fotsiny ? izany hoe @ faritr'i Jumeirahs raha mety?izany hoe rehefa fiangonana Kristianina dia mety fa rehefa ao Jumeirahs fotsinyMisaotra betsaka izay mamaly

Mitady olona mpampandihy am lanonana ireny azfd, dia oul maty hanina am maquillage sy ny taovolo koa zay mahalala

Bonjour daholo ianareo eto . Misy mahalala avocat malagasy miasa @ cabinet en France sy en Allemagne ve ?? mba omeo anarana sy adresse raha mba misy . Resaka sérieux ity, misaotra mialoha .

manahoana dooltsy mba zatra mampajaitra de sahirana amzay zao fa ilaina maika le izymitady mpanjaitra azo antoka nafattra ihany talo f tsita tsony izyny sasany jay repotra be de ts hatratra.ilaina am laady zao le izy iza no mba afaka manampy aanaplease,pleasemercinahita am google za oe eo ananahary, mahay ve zareo reo

ka aiza ka aiza daholo sika e . Bdb ny lasa any finda . Mba tsarovy ny tanŕna e zay zao de mijorojoro eto amin ny champzelizé sisa . Mitazatazana ny avy devarah ambatomainty manjakaray . mascar ..... tohizo eto zalahy sy zavavy ny maresaka eran ny tanŕna na ny taloha be na ny anketriny na ny ho avy an .

Bonjour daholoSao dia misy mahafantra ny dokotera ao Anosibe an'Ala fa misy ilako maika.Bisou daholoMerci

CIN

Mba miangavy an'izay nahita ny CIN ako fa very tanikeo maraina teny ambony moto ilay izy, misy hilako azy maika anefa fa hikarakara taratasy aho. Merci dia omena valisoa izay mahita azy.

Jeune Société spécialisée dans le domaine de NTIC a un projet de trčs grand envergure et trčs innovant ŕ installer ŕ Madagascar. Suite ŕ çŕ, elle cherche un ouo quelques associées leur permettant de réaliser ce projet.Plusieurs propositions ŕ étudier.Curieux s'abstenir SVP !

Sody mba misy mafatatra toerana azo anaovana avortement ary mafantatra izay renseignement hafa momban'izay? Ilaiko maika azafady.

Miarahaba ny rehetra.Fantatrareo ve hoe inona ilay trano biriky misy Ť fusée ť roa eo ampitan?ny PREDIFF Ambatovinaky ? Amoron-dalana ilay izy ,amin?ny fidinana (na fiakarana) an?Ambatovinaky iny.Misaotra mialoha

Pages