Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Mitady an' i Anjariso, lay nianatra tao @ lycée antsampandrano i Najoro sy roberthine!

Mitady mpianatra tao amin'ny College MAFA Anjanahary teo anelanelan'ny taona 1986 sy 1989.Classe 6eme ka hatramin'ny 3eme.Misaotra betsaka.

Miarahaba o.sao misy mahalala sy mahita contact an i dina.fenitra.liva.mino.tsila...mpiara milalao tamiko taloha tany ankaditany(ampitatafika)?misaotra

Mba te hanontany raha misy malagasy mipetraka any Rwanda (Kigali)

salama dhlo ooo!!! sek anontany sendra mb misy mahita oe aiza n toeran met aitako an ity boky " ilay olona telo endrika : sarinda" nosratn i RAPATSALAHY Paul Idealy-soa ef tn nitad ela mts aho f tn ts naita !!!!!

Miarahaba ozahay mitady toerana ivarotana hazo, sao misy manana na mahita isikamisaotra mialoha

Sao de mba misy mahafantatra ato ?

slu iz mahfanttra AINA eny akadifotsy mann iraimtampo MIORA & TOJO merci oan ze mahafanttr az tadiaviny RAJO eny ambohimanarina oe

Pages