Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

za talou mitsôka fna vo maita an'io ol io fa zao misy mission ampanaoviko azy! manodidina ny talatamaty eny izy

Miarahaba ooMba mitady namana niara niasa tao @griffyTeny @chaine b6 na b1 na b3 ary b5Misaotra mialoha!

Miarahaba tpk!arak ilay sujet dia mitady sy manontany oe aona ny atao na aiza no manantona rah te anangana orinasa grossiste mivarotra friperie en balle? marihina fa efa manana fond! misaotra mialoha

21 taona lasa, nadritra ny fitampoha 1996. Fantatro fa nanambady allemand tao Morondava izy ary toa efa nisaraka.Zanaka famille manana ny lazany ao Morondava. Nipetraka teny Itaosy koa ny fianakaviany T@ izany.Misaotra mialoha izay manampy

Miarahaba antsika ! mba misy nianatra tao ve? ecole des enfants métis no tao taloha, zaho efa nianatra tao tam kilasy de 12č sy 11č. Mbola vazaha ny directeur , tsytadidiko tsony nyanarany. D nisy maitresse 2 gasy zay Mme alice sy Mme Elise no nampianatra tao. Somary flou ihany fa mbanahafinaritra ahy nianatra tao tamizany.

Pages