Vous êtes ici

[Tiasoa] - Efa miainga any indray ny promotion an'i Telma @ St Val eh? ôtrn efa mahatazana anle wikiff iny za mantsy! Aleo aloha tenenina kely Bae, eny eh, na io internet 2Go lasa 6Go io aza no ataony cadeau de faly be za!
Merci Telma!

[Boay kely] - Azafady, inona avy no atao raha te ividy azy io! amle pub mantsy hoe vidina am mvola le izy! d inona avy no atao? d manomboka firy Mo kay no lasa fois trois azafady! ary mis bonus afa ve amin'izy io tompoko!? misaotra ho anze mamaly

[Haiky] - raha ny fanaovana pub momba ny serasera kosa lou tena itako hoe ny an telma no tena mahafapo e! Ianareo kou ve maita izany

[Tsiur] - Azafady , aona kay no atao ra aka vola am compte mvola eny am banky ?

[Rano] - Misy mpisoloky ny mpanjifa MVola indray androany dia mampiesona fa hoe anisan'ilay voasarika mahazo BONUS 50% be izao amin'izay petrabolanao ao ianao ka androany ihany izay no valable ( ohatra : raha mametraka 100 000 Ar ianao dia tonga 150 000 Ar io. Ka raha sanatria nanaraka ilay toromarika nomeny hoe taper-o ary izao code izao ianao dia midika fa nalefanao any aminy izany ny volanao dia mampamangy ô! Tena tsy kely làlana ny ratsy a!

[Tee] - Telma dia mampitombo ny forfait internet avo telo heny raha am mvola no ipayena azy! ohatra oe mividy 2go d lasa 6go zan mandritra n iray volana. tena nividy ah tam androany , tena avo telo eny tokoa! tsy misy offre otrnio eto madagasikara hatreto! Iza koa no faly amty offre ity!? za alou dia tena safidiko n°1 malagasy e!

[Tel ma] - Aona no faitanareo ny service clientele telma? maneho hevitra eto e

[Mora] - Tena maro n offre ataon'ireo operateur fa ny telma m'ora tena profitable be ho an'ny rehetra

[RAvi] - Tsara ny design anle telma titan vaovao an! ny sarany koa antonony tsara! tena misaotra an telma fa nahazo n anjarako iany a!

[Liana] - tena manamora ny fangalana vola kosa le fiaraha miasan'ny telma sy bfv an! afk maka vola na tsis carte az en am dab! merci telma

Pages