Vous êtes ici

[Tel ma] - Aona no faitanareo ny service clientele telma? maneho hevitra eto e

[Mora] - Tena maro n offre ataon'ireo operateur fa ny telma m'ora tena profitable be ho an'ny rehetra

[RAvi] - Tsara ny design anle telma titan vaovao an! ny sarany koa antonony tsara! tena misaotra an telma fa nahazo n anjarako iany a!

[Liana] - tena manamora ny fangalana vola kosa le fiaraha miasan'ny telma sy bfv an! afk maka vola na tsis carte az en am dab! merci telma

[Tel ma] - Aona ny faitanareo n vokatra telma sy ny sarany?

qu'en pensez vous ?

Pages