Vous êtes ici

Salama tompoko,
Manana tokontany aho,efa misy trano mitsangana ao anatiny ary hipetrahanay amin'izao.Mieritreritra ny hanangana trano kely2 hafa eo amin'io tokontany io ihany izahay.Mbola mila permis de construire ihany ve?
Misaotra o

ny ahy 165ares mahazo hoy ny domaineefa nisy niteny teto latsak'io ana io fa mahazo foana

Salama,Sendra misy mafantatra hoe aiza no mety ahitana loko mainty ho anah ciment? ilay oxyde de fer reny, mena sy maintso ihany mantsy no hitako eny andravoangy.Misaotra

Miarahaba tompoko!Trano 40metre carré eo lay tranonay.Mikasaka hanao plafond izahay fa io no sisa ts vita aminy. Nefa mbola mikasa koa ny hampiakatra any aoriana any. Ka dia saika oe dalle no hatao fa ts placo indray.Ny RDC dia pladond hazo sapin ary ny 1ere etage dia godorona sapin ihany koa.Ka misala2 izahay refa hanao dalle sao dia ts mahazaka ny pilier hi-soutenir ilay dalle ilay gorodana sapin ato @ 1ere etage.Inona ny solution ry zareo fa mbola tianay hampiakarina lay trano?Misaotra indrindra!

Miarahaba antsika.Hanao porte garage aho nefa tena tsy hitako hoe inona avy ny choix. Nnanandrana nanontany volet roulant éléctrique fa tena lafo be: 30 Millions hono hihi.Sao mba misy manana hevitra , porte mba azo ihoriranana ny vidiny sy mba pratique, mateza.Misaotra sahady ô.

Miarahaba antsika rehetra, Mba mangataka torohevitra aminareo za fa zay vao tena maina ny gorodonanay dia lasa misy elanelany, Inona no azo anapenana azy?

Bonjour, Saika hanontany fa zao vao mba hanao trano. Efa vita ny fananganana , izany hoe vita hatrany amin'ny tafo fa ny étape manaraka no tiana hanontaniana : ny installation électrique sy ny rano ve aloha no atao aloha ny lalotra, dia avy eo ve ny varavarana, ny carreau etc .....Misaotra mialaoha e.

Mia raha antsikaManana tany aho ary tiako ho morcellerna lay izy zany hoe tiako ho zaraina roa ny titreny fa @ zao anankiray ihany no titre ananako, tiako hisy titre roa lay tany satria hamidiko ny anankiray, saika mba hanontany hevitra aminareo aho hoe inona avy no démarche hatao raha @ zay ?

Miarahaba e!saika hanontany ny fahatezan'ireny peinture pour sol ireny, ho an'izay efa nampiasa, inona no marque tsara? ahoana ny fomba fikolokoloana azy mba hateza. Mankasitraka

Salama daholo,Atao ahoana re no fomba fitadiavana mpiasa an-trano e ? Ny fiainana efa tsy milamina, dia atahorana ny hampikarama olona tsy azo antoka? Mba misy manana expérience @zay ve azafady. Misaotra amin'ny fifampizarana

Pages