Vous êtes ici

Misy mampiasa ve ianareo.aiza no misy mivarotra.Dia mety ohatrinona ny m2. Ary manao ahoana ny hatezany. misaotra

Bjr za mivarotra cafe avy any Avaratra ra misy liana o!

Miarahaba antsika rehetraMila fanampiana aminareo zahay fa feno ny fosse-nay (toilette) dia mila vidé-na. Aiza ny service miandraikitra izany, mba mangataka information ho anareo zay mahalala.tena ilaina maika fa mahamenatra ny mpiara-monina ny fofona.

Miarahaba antsika.Manao finition trano izahay ary efa handoko ny ivelany ato ho ato. tsikaritra anefa fa misy fariparitra triatriatra izany ialy rindrina, nisy nilaza fa natavy loatra ny dosage tamin'ny nanao lalotra ka izany no nahatonga ireo. Mety ho afaka ve ireny faritra toa,triatriatra ireny rehefa voaloko ny trano sa misy hevitra hafa hanafenana azy.Misaotra sahady amin'ny valin-teny.

Miarahaba Tompoko, maminavina ny hanao trano nefa mbl tsy dia ampy tsara ny vola ampelatanana, dia misy fanotanina kely mba ilaiko fanapiana:1) Raha RC fotsiny ve no ataoko, ka atao mur 22 dia tsy maintsy mila chainage eny ambony(chainage horizontal) sa hoe afaka tsy asina fa atao @vy fotsiny.2) Ilay tany hanorenana somary mandomando, dia inona no tsara, mampiakatra vody vato amin'ilay trano ve sa manototra aloha voa manorina. dia mety eo amin'ny firy eo ny alaliny mba afaka anaovako kajikajy tsotsotra.Misaotra ho an'izay mamaly.

Manahoana daholoSao d mba mis mahita bon plan any fividianana tole mba mora nefa tsara ihan koa ,efa lany eky @ fitediavana d aleo mba manotany eto alohaMisaotra mialoha

bonjour o. mba hametraka question maromaro mombany électricité. marihiko fa tsy mahay aho fa mba mamaky maky doc fotsiny resaka théorie mba tsy ho bado be ho voambako fa mieritreritra ny anao installation électricité amin trano. Question 1: aiza kay no misy tena distributeur agrée ingelec tena sur. mahita ihany a amin plaque ohatra andravoahangy ambondrona fa matahotra so tsy izy? ny distributeur legrand koa. question 2: dominos legrand sa ingelec no tsaraquestion 3: resaka cable 2,5mm2 raha tsy legrand na ingelec dia aiza no misy tsara.

Salama daholo,Raha hanao puisard hiévacuer-na ny rano avy @ bassin fanasana lamba reto dia tokony firy sur firy eo? Afaka ampiarahana amin'ny puisard lakozia sy douche ve?Manana trano mihofa izahay, avo toerana ny tanŕna ary misy kady eo akaiky eo ka tsy misy azo iévacuerna ny rano fanasana lamba @ bassin, ny lakozia sy douche efa manana puisard fa atahorana ho vetivety dia feno raha vao alefa ao koa ny ranon'ny bassin ka izay no mba itadiavanay solution oe hatao ahoana ka saody mba misy manana torohevitra isika ato. Misaotra indrindra.

Salama daholo,Iza no efa nanafatra plan de travail granite tao @ "pro granit" dia nanao ahoana ny vidiny sy ny qualite ve mba azoazo ihany...raha toa kah ratsy ny ao dia aiza no misy mivarotra raha aty @ faritra atsimondrano...misaotra mamaly o

Asa na efa nandalo teto ity sujet ity fa namadibadika ihany za tato fa tsy nahita, izao le izyresaka fomba fanao rehefa manangana an'ilay fototra voalohany, pose de 1čre pierre moa izany no hilazan'ny vaza azy, fa tsy haiko ny anarany amin'ny teny gasy, ary ahoana ny fombandrazana malagasy fanao amin'ilay izy? tsy misy resaka hamono omby le izy fa ilay tsodrano sy fomba gasy tsotra no tiako ho fantatra, za mantsy naheno fa toa hoe mila mpanandro izany, dia ahoana sy haona izany?Misaotra ho an'izay afaka manampy

Pages