Vous êtes ici

Asa na efa nandalo teto ity sujet ity fa namadibadika ihany za tato fa tsy nahita, izao le izyresaka fomba fanao rehefa manangana an'ilay fototra voalohany, pose de 1čre pierre moa izany no hilazan'ny vaza azy, fa tsy haiko ny anarany amin'ny teny gasy, ary ahoana ny fombandrazana malagasy fanao amin'ilay izy? tsy misy resaka hamono omby le izy fa ilay tsodrano sy fomba gasy tsotra no tiako ho fantatra, za mantsy naheno fa toa hoe mila mpanandro izany, dia ahoana sy haona izany?Misaotra ho an'izay afaka manampy

bonjourmba te angataka hevitra fanatonana rideau na voile am varavarakely (le apetaka eo am hazon ny varavarakely mihintsy zany),ny fanaoko teo aloha na elastique na ficelle kely no fihazomako an ilay izy fa sy dia tena tsara endrika anefa ary ilay fixation koa fantsika kely fa tsy mahita aho ka ireo no mba angatahiko hevitra ilay hipetahan nilay ficelle mihazona ialy voile ary iny ficelle iny mety hoe inona no anoloana azy azfd fa ohatra ny tsy dia mahay manazava misaotra

Salama daholo,Mba mangataka toro hevitra momba ny porte intérieuinona no nataonareo (palissandre, pin, hazoala, préfabriqué, sns) taiza no nanaovana azy ary oatrinona.Misaotra mialaoha,

Salama daholomba misy fanontaniana kely ry zareo an1=>tena lafo b daholo v ny any @reny mpivarotra varavarana alu ireny sa mba misy mora azonareo atoro?2=>ra ny bika aloha d ny alu tena tiko fa mba mateza toy ny vy v izy ireny? Raha toa ka miendaka ny lokony na t hanova ny lokony fotsiny any aoriana d azo lokoina v izy ireny?Sa misy loko isan-karazany azo isafidianana?3=>azo atao tsara v ny manao varavaran-kely coulissante @ vy? Misaotra @valinteny

Mba saika hanontany azafady oe aiza no misy mivarotra le porte blindée reny, avec serrure ŕ empreinte digital, na badge. D mety ôtrin eo no vidiny?

salama aby,lasa miha harafesina ny vavahady metallique nay, inona avy ny torohevitra hanaodiovana sy ny karazana loko antirouille tena tsara ho azy...inona avy no tokony atao mba hampiverina azy ho tsara jerena indray.misaotra zay efa nana traikefa t@ ity resaka ty fa tena matahotra sao lasa ho simba ny vavahady anefa mba matevina ihany ny vy nampiasaina.

Mba saika hanontany, ohatrinona eo mahavita portail coulissant? eo @ 4m eo ny longueur, ny hauteur 3m eo, tsy mivaky roa fa iray ihanymisaotra

tsy mahay ka aleo manontanontany foana toy izay manaonao foana hozy ny fitenenanaahoana ry zareo ny manao plan trano izany, sa tsy maintsy maka architecte? ilay trano mantsy tsotra be, efa vita planina hoy ny fitenenana ny tiana atao rehetra, efa voavinavina daholo ny refy sy ny plan asiana ny efitra isankarazany ao amin'ilay tranoilaina amin'ny fangatahana permis de construire ve ny plan, dia plan inona no ilain'ny commune?trano tsy misy étage ilay tiana hamboarina, 3chambres, salon, cuisine, salle de bain, WC,tena tsotra eh!misaotra

mba saika hanontany azafady, tsy maintsy mila plan architecte izany ve raha hanangana trano vaovao, sa plan gasy tsotra dia mety, izany hoe ny tena ihany no manao an'ilay plan atao tsotsotra, sady ilay trano koa tsy misy filaitrony be fa 3chambres, 1 cuisine, 1 salle de bain sy 1 WC sy débarras kely iray, tsy maintsy mila plan ve vao afaka manao demande permis de construire koa.misaotra

Miarahaba antsika rehetra e, aiza no hahitana plan de travail en granit na marbre mba azoazo ny vidiny, 1m80 eo ihany no tadiaviko.Misaotra betsaka

Pages