Vous êtes ici

Efa nisy nanao an io ve ianareo dia aiza avy no misytao amin ny Mr Bricolage no nahitana

Salama tsika ato,Sao mba misy mahafantatra olon spécialiste @resaka pose -na granite kay azafady?arak'io lohateninle sujet io mantsy de hatao plan de travail le izy,misaotra saady hi anze mamaly

Sao mba misy mahafantatra mpanao plafond placo misy décoration ireny ato ?

Aiza ry zareo no misy volige mba tsara a, teny Ambodivona zay no nijery:225000f ny paquet de 10 (long 4m) tsara ilay ita eto ivelany fa ny ao anatiny tsy hay hoe manao ahoana. Ankoatran'ny hazo dia inona koa ny azo atao plafond mba tsara. Misaotra betsaka

Salama daholo e. Aiza kay ry zareo no misy ireny placo pro ireny? tsy placoplatre ilay izy fa placopro mihitsy, anaovana plafond. misaotra ho an'izay mamaly.

Misy mahalala ny fisian'izany "Permis d'habiter" izany ve isika ?

Salama o,Sao misy afaka manampy, Inona avy azfd ny dingana arahina hahazoana permis de construire trano tsotra, commune talatamaty ilay toerana?

Salama eRaha manao trano ka tiana asina ireny pergola ireny @ rihana ambony, zany hoe aty ivelany @ lavarangana. Tsy maintsy misy support mitazona azy ety ambany ve sa afaka atao mihantona eo ambony fotsiny izy miraikitra @ rindrina iny.Misaotra

Bonjour Azafady, aiza kay ry zareo no misy mivarotra peinture a l'eau satiné fotsy mba mora. Tao am le karana eo @ arret cotona za no nijery d efa lany ny ao. Mba ampio azafady. Misaotra mialoha

Aody ny ato ooo,Aiza sy inona zareo no marque loko tsara efa nampiasainareo.saika hoe hampiasa Aurlac na interieur na exterieur...misy milaza indray fa hoe zany loko ao @ SITMA zany no tsara kokoa noho ny aurlac raha exterieur.Ahoana ihany ilay hoe hampiasa taina carbure , sa chaux grasse ? Ampiarahana @ iza aminareo no tena mitana be ny loko

Pages