Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonjour nareo, mba mila fanampiana fa bevohok bb1 ny tenako, hiditr 7 mois zao. ny olana marary be rehef manao RS zay mivady, mangirifiry otran reny vo manao voloan reny miits. aveo ndray rehefa ny ampitson iny marary b ny lamosina nef efa akaiky ian ny andro ahateraha,

mba mangatak torohevitr aminareo mba tsty amparary azy sy tsy apa vizana b. za manko tsy mahazo manao rerak lotr ozy doc.

Tam nareo bevohok ahoan ny frequence RS nareo mivady? nanombok firy mois no nanao isan andro?

Misaotra mialoha

Bonjour daholo ,

Mitady toro hevitra, fifampizarana ho an'ireo izay efa niaina situation toy izao .

En separation de corps ny tenako sy ny vadiko ( vhv ilay manoratra ) , tsy idirako ny details sy ny antony
nisarahana!!!

Bonjour daholo,

Izahay efa 5 taona nivadiana, tsy mbola niteraka foana hatr@ zao.
Tsy mbola nanao na inona na inona aloha fa dia variana niasa sy nianatra dia nande teny ny fotoana, moa tsy mbola vonona tsara ihany koa ny tena na ara-po, ara-tsaina sy ara-pananana.

Nanomboka t@ taona 2018 vao nieritreritra hoe andao @zay ary hitsabo tena ka nisy nanoro anay an'i Dr RAKOTOBE @ FIV.

Sendra efa in1 no teny, dia nanome RDV ny assistant fa reporté foana, efa in2 izay.

Salama daholo, mitady psychologue hanampy zaza 15 taona sahirana any am-pianarana aho. Psychologue afaka manao tests hijerena ny potentiel intellectuel no tadiaviko. Misaotra mialoha

Bonjour,

Misy aminareo ve bevohok amin izao ka miloloa ahitra lay zaza sady misy fibrome?
Nena zao 20SA dia ambany b le zaza sady misy fibrome.

Tsy maintsy mandalo OC v? Tsis atahorana v mandritran operation hoe ho faty ny reniny na ny zaza?

Misaotra betsaka

roa taona zao izahay roa no mitady zaza mafy fa tao anatin'ny enimbolana izay manomboka kivy isaky ny tonga ny rrrrrr. Manantena fona hoe bevoka isaky ny misy retard kely nefa hehehe. Misy fotoana tezitra, avy eo malahelo nefa in mo no azao atao?! comment vous faites les filles :(

Miarahaba antsika rehetra tompoko!

Manan-janaka 2 taona aho, mba hanotany torohevitra avy aminareo : hatramizao dia tsy manao "nuit complète" mihitsy izy. Zatra mitady nono na biberon, mifoha foana in-2 na in-3 amin'ny alina. Misy niteny tamiko hoe mety noana tsy ampy sakafo dia efa niezahiko atao voky tsara (mihinambary tsara, voankazo, ampiana fromage aza indraindray). Nalako nono efa 3 semaines zao fa hoe mihanta loatra hono fa mbola tsy misy fiovana. Mba omeo torohevitra reto fa tena vizana. Ny olana kely koa matory miaraka amiko izy. Misaotra mialoha

accouchement peridurale. Tsy atahorana ve ireny ?

Miarahaba antsika rehetra.
Tamin'ny vadiko niteraka ny zanako dia nanao soso-kvitra ilay dokotera gyneco hoe atao "peridurale" izy. Izahay moa tsy mahalala izay lafitsara sy lafiratsin'ilay izy fa dia nanaiky. Ny sage femme sy ireo vehivavy nandalo tao aminy koa nanome assurance fa tena ilaina ilay izy. Raha sanatria sarotsarotra ny fiterahana hoy izy ireo dia ho bedin'ny dokotera ianareo. Araho ny torohevitra fa mahasoa.
Rehefa tonga tokoa ny fiterahana dia natao ny peridurale. Moraina tokoa ny fahaterahana. Ankehitriny anefa dia mitaraina fa marary lamosina foana ny vadiko.

Pages