Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Sekoly] - Miarahaba!!!

Mangataka fanampiana avy aminareo, fa mitady sekoly mbola mandray mpianatra taona 2017-2018. Ny tena tsara manodidina ny ankadimbahoaka,mahamasina,ambanidia.....
Hiditra Collège lay zaza nefa efa presque clôturer daolo zay naleha rehetra.
Sekoly azo antoka fa tsara ny niveau......izay no tena zava-dehibe

Salama daholo, mitady psychologue hanampy zaza 15 taona sahirana any am-pianarana aho. Psychologue afaka manao tests hijerena ny potentiel intellectuel no tadiaviko. Misaotra mialoha

Bonjour,

Misy aminareo ve bevohok amin izao ka miloloa ahitra lay zaza sady misy fibrome?
Nena zao 20SA dia ambany b le zaza sady misy fibrome.

Tsy maintsy mandalo OC v? Tsis atahorana v mandritran operation hoe ho faty ny reniny na ny zaza?

Misaotra betsaka

roa taona zao izahay roa no mitady zaza mafy fa tao anatin'ny enimbolana izay manomboka kivy isaky ny tonga ny rrrrrr. Manantena fona hoe bevoka isaky ny misy retard kely nefa hehehe. Misy fotoana tezitra, avy eo malahelo nefa in mo no azao atao?! comment vous faites les filles :(

Miarahaba antsika rehetra tompoko!

Manan-janaka 2 taona aho, mba hanotany torohevitra avy aminareo : hatramizao dia tsy manao "nuit complète" mihitsy izy. Zatra mitady nono na biberon, mifoha foana in-2 na in-3 amin'ny alina. Misy niteny tamiko hoe mety noana tsy ampy sakafo dia efa niezahiko atao voky tsara (mihinambary tsara, voankazo, ampiana fromage aza indraindray). Nalako nono efa 3 semaines zao fa hoe mihanta loatra hono fa mbola tsy misy fiovana. Mba omeo torohevitra reto fa tena vizana. Ny olana kely koa matory miaraka amiko izy. Misaotra mialoha

accouchement peridurale. Tsy atahorana ve ireny ?

Miarahaba antsika rehetra.
Tamin'ny vadiko niteraka ny zanako dia nanao soso-kvitra ilay dokotera gyneco hoe atao "peridurale" izy. Izahay moa tsy mahalala izay lafitsara sy lafiratsin'ilay izy fa dia nanaiky. Ny sage femme sy ireo vehivavy nandalo tao aminy koa nanome assurance fa tena ilaina ilay izy. Raha sanatria sarotsarotra ny fiterahana hoy izy ireo dia ho bedin'ny dokotera ianareo. Araho ny torohevitra fa mahasoa.
Rehefa tonga tokoa ny fiterahana dia natao ny peridurale. Moraina tokoa ny fahaterahana. Ankehitriny anefa dia mitaraina fa marary lamosina foana ny vadiko.

Aiza kay no misy formation Licence L3 en anglais eto Tana azafady? efa miasa de tsy afaka manatrika cous isanandro. Meci

Bonjour, nisy fihovàna be ilay moov dia tsy hitako intsony ny resan-tsika taloha, sao misy afaka manoro ahy hoe lasa aiza iny sujet antsika iny @ izao? merci bcp

Pages