Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Chčre moi
T?aurais envie d?une pause de quelques temps, de pouvoir rester au lit le matin aussi longtemps que tu le souhaites, de pouvoir regarder les films qui te plaisent , les choisir librement au moment oů tu les veux, de pouvoir manger ce dont t?as envie, et surtout d?ętre avec celui avec qui t?as vraiment envie d?ętre .
T?es suis fatiguée, des courbatures partout, des maux de tętes légers, qui dérangent quand męme, le cerveau qui fonctionne au ralenti, ou au contraire les pensées qui vont ŕ 180 ŕ l?heure.

Bonjour daholo,Mčre veuve no miteny eto. Affectée aty Ambatondrazaka ny tenako efa telo volana izay (promotion). Izaho irery no nifindra aty fa ny zanako mianadahy samy 1čre année mipetraka amin'ny anadahiko ao Antananarivo. Be mpanao odigasy be aty : - Efa impolo angamba no nisy nametraka fonosana zavatra hafahafa teo am-baravarako,

Salama doolmitady mpanjaitra maika be ze mahallaialina maika le akajomafatatra mpajaitra za f atomotra be de tsy tratran zareovonjeo reto

Mirahaba antsika ,Renimpianakaviana 36 ans, 3 ny zanako . Tapakevitra hiverina ihanatra dia nisoratra anarana tamna Université iray any ivelany aho ka manao étude en ligne mazava hoazy.Ny mba angatahako fanampiana amintsy sy fizarana traikefa dia hoe , ahoana no fomba hi s 'organiser nareo , satri izaho koa miasa ŕ plein temps no mbola sady manana activité hafa manampy ny asako refa week end. Ny hariva avy miasa ve dia adiny firy eo no mianatra, manao fiche ve satria tena boky pdf bdb no azo .Misoatra antsika sahady amin'ny fifampizarana,Mirary soa

Miarahaba antsika,Hono hoa, sao mba misy mahafantatra ianareo ny momba an'ireny trano ahofa "mandalo ireny"? tsy haiko na izay no filaza azy amin,ny teny gasy na tsia. Ireny guest house ireny no tiako lazaina.Mila trano efitra 3 avec salon cuisine izahay amin,ny volana aoűt eto Tana, ka mety misy mampanofa ve? meublé no ilaina an. Ary toerana misy sécurité ihany koa.Misaotra anareo sahady.

Miarahaba,Saika mba anontany anareo efa manana traikefa sy efa niditr t@ireny fikambananatoy ny lions club,rotary club ary jci irenyInona ny tombony azo @fidirana membre @izy ireny?Misaotra

Manao ahoana daholo,Iza no efa naka ny traiteur décorateur Antso Bommartin? Dia nanao ahoana ny fahafahampo? Ny vidiny ? Misaotra an'izay mamaly.

mba ampianaro manisa andro aho ry zareotsy te hampiasa contraception tsony aho,pilule fona atrizay ...2 ny zanakay zao fa mbola ts programa ny hiteraka mints aloha izao..hitako amampalaelo koaanefa izy asaiko mametaka preservatiffahaizako mikaoty azy de oe 3 jour avant sy 3 jour apres rčgle rery ihany no tsisy risque izany oe RS amzao...sa aona moa no tena fikaoty azyregulier ny ahy regle...iny moa ilay oe 28 sa 30 ny tsy aiko filaza azy izay oe miankina amn zay ny fikaotina azy..

bonjour,araka io lohateny io: mitady mpampianatra basket ho any ankizy lahy 10ans. misaotra mialoha.

Miarahaba oh, Sendra misy mahalala mpitory teny na pasitera francophone (mahafehy ny teny frantsay) sy indépendant (izany hoe tsy voatery miankina @ fiangonana) afaka hitory teny any @ mariazy? Manomana mariazin'olona aho dia tsy atao ao am-piangonana ilay izy fa @ espace daholo ny fitsofandrano sy ny sakafo. Tsy anome takelaka zany ilay olona tadiavina fa juste hitory teny vetivety fotsiny. Misaotra

Pages