Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba o, mba te hipetraka any andafy reto a, mba mitady lalana. Aona sy aona ny atao? Misy havana mipetraka any fa le procédure mitsy no ts hay oe aona sy aona?Tonga d manao visa touriste v d any vo mitady lalana d mijana. Mora v no mahita asa any? Misaotar @zay mamaly

Miarahaba antsika rehetra!Araka io sujet io dia mba te hametraka zandrin'ilay zanako amin'izay aho fa tsy mety fa tsy aiko hoe nahoana?Marihiko fa nanao contraception aho teo aloha,pilule dia aveo niova tsindrona,efa 5 mois teo izay no nanajanona ary mandeha tsara ny cyle na somary lava aza ny cyle iray(35-45jrs) vao miverina.Maniry mba hiteraka @ izay fa matahotra sao lasa be aizana ny zanako.Raha misy manana totohevitra dia raisina an-tanandroa.Misaotra tompoko.

Cc daoly tsika. Mba mila fanampiana reto fa leo an le mapiasa ankizy ato atrano fa miasa 2 na 3 volana d miala na mangalatra... Ka sao mba mis afak manoro creche azo antoko ety am ville. Misaotra mialou.

Manao ahona daholo, efa ela tsy tany dago ka mba te handeha ka mba te ahafantatra ohatrinona eo ho eo ny sakafo dans la journee pour 2personnes ohatra dia ohatrinona amin'ny vola gasy eo ho eo misoatra izay mamaly

Pages