Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Mirahaba antsika ,Renimpianakaviana 36 ans, 3 ny zanako . Tapakevitra hiverina ihanatra dia nisoratra anarana tamna Université iray any ivelany aho ka manao étude en ligne mazava hoazy.Ny mba angatahako fanampiana amintsy sy fizarana traikefa dia hoe , ahoana no fomba hi s 'organiser nareo , satri izaho koa miasa ŕ plein temps no mbola sady manana activité hafa manampy ny asako refa week end. Ny hariva avy miasa ve dia adiny firy eo no mianatra, manao fiche ve satria tena boky pdf bdb no azo .Misoatra antsika sahady amin'ny fifampizarana,Mirary soa

Miarahaba antsika,Hono hoa, sao mba misy mahafantatra ianareo ny momba an'ireny trano ahofa "mandalo ireny"? tsy haiko na izay no filaza azy amin,ny teny gasy na tsia. Ireny guest house ireny no tiako lazaina.Mila trano efitra 3 avec salon cuisine izahay amin,ny volana aoűt eto Tana, ka mety misy mampanofa ve? meublé no ilaina an. Ary toerana misy sécurité ihany koa.Misaotra anareo sahady.

Miarahaba,Saika mba anontany anareo efa manana traikefa sy efa niditr t@ireny fikambananatoy ny lions club,rotary club ary jci irenyInona ny tombony azo @fidirana membre @izy ireny?Misaotra

Manao ahoana daholo,Iza no efa naka ny traiteur décorateur Antso Bommartin? Dia nanao ahoana ny fahafahampo? Ny vidiny ? Misaotra an'izay mamaly.

mba ampianaro manisa andro aho ry zareotsy te hampiasa contraception tsony aho,pilule fona atrizay ...2 ny zanakay zao fa mbola ts programa ny hiteraka mints aloha izao..hitako amampalaelo koaanefa izy asaiko mametaka preservatiffahaizako mikaoty azy de oe 3 jour avant sy 3 jour apres rčgle rery ihany no tsisy risque izany oe RS amzao...sa aona moa no tena fikaoty azyregulier ny ahy regle...iny moa ilay oe 28 sa 30 ny tsy aiko filaza azy izay oe miankina amn zay ny fikaotina azy..

bonjour,araka io lohateny io: mitady mpampianatra basket ho any ankizy lahy 10ans. misaotra mialoha.

Miarahaba oh, Sendra misy mahalala mpitory teny na pasitera francophone (mahafehy ny teny frantsay) sy indépendant (izany hoe tsy voatery miankina @ fiangonana) afaka hitory teny any @ mariazy? Manomana mariazin'olona aho dia tsy atao ao am-piangonana ilay izy fa @ espace daholo ny fitsofandrano sy ny sakafo. Tsy anome takelaka zany ilay olona tadiavina fa juste hitory teny vetivety fotsiny. Misaotra

Miarahaba! azafady inona kay no fanalŕna miofo amin'ny lamba fotsy ? tsy niofon'ny lamba hafa loko ilay izy fa niofo ho mavo ho azy tao anaty armoire tao. Izany hoe misy mamaritra mavomavo toy ny misy carry. Misaotra

efa eo ambony eo daholo ny sujet ka iza no efa nanao mariazy blanc efa naazo le namako vavy ary le efa in3 ko le vadiny modimody no nanao io ..

Bonjour daholo.Mba mangataka torohevitra amintsika ato ré fa tena ketraka a. Sao mba nisy efa tratran?izany hoe ovaire mivonto mifono nofo (na tumeur) zany isika ato ?Dia nanao aona ?Tsy maintsy nalana tokoa vé ilay ovaire sa nisy traitement nahafaka azy ?Dia iza no gygy nanaraka anareo ?Matahotra mafy aho satria izaho mbola tsy niteraka.Misaotra antsika rehetra

Pages