Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Manaona nareo les filles,Nanao gaffe za ry zareo a!Noho ny henatra diso tafahoatra dia ni-bloqué b za de nihevitra ilay sipa ao @cyber falehako hoe miavona za nefa izay nifampiresaka tsara foana.de lasa miavona amiko izy izao nefa za te hifandray aminy foana męme en temps qu'ami fotsiny.Omeo sopapa ry copines isany a.

Bjr daolo, za ny tena marina d mpankafy lamody mits nefa ny zavatra afa2 d eritreritra foana fa ratsy tarehy ah ary tsy manja zay tsy takary ny namako satria milaza amiko izy reo fa manja zaDisclaimer: ty tantarako d tsy tantara nataoko mba hanamboarana ny hevitra manokana

[boutraboutra beuh!] - Inona ry reto no régime mampahia fa te ahia za, inona ny sakafo mampahia haingana koa?
Mila fanampiana avy aminareo fa tena lasa matavy be za

Salama o! Aiza mba misy espace encadré tsara pour 50 personnes, mba mihanja, misy parking, tokotany mba malalaka hilalaovan'ny ankizy ? De mba ohatrinona azafady ? Eo ami'nny 600.000Fmg ŕ 1.000.000 FMg raha lafo no tadiaviko? Mety hisy ve ? na en ville na ivelany kely tsy maninona. Mba toroy hevitra. Misaotra ho antsika vehivavy mamaly satria isika no mahay mijery ireny espace hoe tsara ireny.

ebtsaka loatra ny karazana savony mitobaka @ zao, inona ny mba tsara ankoatrany hoe savon de Marseille (durux, le chat etc...), ndray2 mantsy ef mba misy ihany ny nouveauté, ny tena mbola taraiky @ le taloha foana!

Salama daholo? Iza @reo kay no efa nitsangatsangana teny @ ville ka nanao mini robe moulant? Manao ahoana ny impression mitondra le izy? A l'aise ve? za mantsy nividy dia tiako hanaovana saingy ohatry manarapehy sy fitombenana be le izy dia tiako aloha maka avis mbehivavy hafa.

1 taona sy tapany zay, nefa zao tsapako fa ohatry ny lasa tia ahy lay rangahy.Tsy miteny izy na mikoty fa tsapako nefa. Tsy gout ko mihitsy izy, nefa rehefa mahatsiaro ny fanalambaraka nataon'ny vadiny ahy aho dia mieritreritra aho hoe andeha hiarahako, tanteraka amin'izay ny faniriany ka aleo ho fay anyFantatro fa hanome tsiny ahy ianareo fa izay angamba no hi soulager ny hatezerako aminy

bjr daolo, aiza reto no misy espace tsara ,mandray olona eo am 70 personnes eo .Hanaovana batisa.Mba tsara sakafo sy cadre snsMisaotra mialoha tompoko

Bonjour. Aiza kay no mety ahitako balle frip botte sy boots ireny? Merci.

Manao provocation fotsiny i Belapin! RAHA VAO IZY NO MANOKATRA SUJET AZA MAMALY MIHITSY RY VEHIVAVY NAMAKO. MBA MANGINA ANGAMBA IZY AMIN IZAY!LAHARIKORIKO FOTSINY!

Pages