Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

mba ampianaro manisa andro aho ry zareotsy te hampiasa contraception tsony aho,pilule fona atrizay ...2 ny zanakay zao fa mbola ts programa ny hiteraka mints aloha izao..hitako amampalaelo koaanefa izy asaiko mametaka preservatiffahaizako mikaoty azy de oe 3 jour avant sy 3 jour apres rčgle rery ihany no tsisy risque izany oe RS amzao...sa aona moa no tena fikaoty azyregulier ny ahy regle...iny moa ilay oe 28 sa 30 ny tsy aiko filaza azy izay oe miankina amn zay ny fikaotina azy..

bonjour,araka io lohateny io: mitady mpampianatra basket ho any ankizy lahy 10ans. misaotra mialoha.

Miarahaba oh, Sendra misy mahalala mpitory teny na pasitera francophone (mahafehy ny teny frantsay) sy indépendant (izany hoe tsy voatery miankina @ fiangonana) afaka hitory teny any @ mariazy? Manomana mariazin'olona aho dia tsy atao ao am-piangonana ilay izy fa @ espace daholo ny fitsofandrano sy ny sakafo. Tsy anome takelaka zany ilay olona tadiavina fa juste hitory teny vetivety fotsiny. Misaotra

Miarahaba! azafady inona kay no fanalŕna miofo amin'ny lamba fotsy ? tsy niofon'ny lamba hafa loko ilay izy fa niofo ho mavo ho azy tao anaty armoire tao. Izany hoe misy mamaritra mavomavo toy ny misy carry. Misaotra

efa eo ambony eo daholo ny sujet ka iza no efa nanao mariazy blanc efa naazo le namako vavy ary le efa in3 ko le vadiny modimody no nanao io ..

Bonjour daholo.Mba mangataka torohevitra amintsika ato ré fa tena ketraka a. Sao mba nisy efa tratran?izany hoe ovaire mivonto mifono nofo (na tumeur) zany isika ato ?Dia nanao aona ?Tsy maintsy nalana tokoa vé ilay ovaire sa nisy traitement nahafaka azy ?Dia iza no gygy nanaraka anareo ?Matahotra mafy aho satria izaho mbola tsy niteraka.Misaotra antsika rehetra

Bonjour daholo!saika hanontany oa azafady aiza kay n banque tsara raha hanao pret ?Manana projet mantsy ny tenako nefa tsy manana vola hanaovana azyde mety misy ve ts mila antoka fa ohatra hoe fiche salariale fotsin de detail anle projet? Merci eh!

Mba mila fanampiana ry vehivavy namana.vehivavy aho, efa niteraka fa efa nisara-bady ary miara-mipetraka amiko ny zanako. Tanŕna iray no ipetrahanay sy ny zokiko vavy, fa samy manana ny tranony fa misy fefy manasaraka. Izy miara-mipetraka @ vady aman-janany.Rehefa misy zavatra ilaina amboarina kely, mandrafindrafitra, manao dépannage jiro, manao mise ŕ jour ordi, manamboatra moto... dia miantso ilay vadin'i zokiko aho. Izy anefa tsy mbola nangataka n'inon'inona tamiko fa sao dia mba misy tokony hataoko aminy na tokony homeko azy r'ireto?

raha zahay lhl no hanontanianareo dia tairo eh !!!!!!!!!!!!!!!!!

Bonnet A:kely?Bonnet B :kely/medium?Bonnet C:parfait?

Pages