Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

bswr! aiza eny ambom mis anzan profesera zan?

Bjr daol, renim-pianakaviana aho no miresaka @nareo! manan-janaka iray ary bevoka anketrihiny. Tsy mbola nila mpanampy mits izahay mivady hatr@zay fa ezahako atao daol izay mbol vitako rhtra, ts d tiko le misy ol hafa ao an-trano! marihiko fa miasa aho ary ny zanako dia any @rad-ko no mianatra ka isaky ny lundi izy aterina any ary alaina indray ny mercredi hariva d aterina jeudi maraina d alaina indray vendredi hariva! zay zan no rythme-nay d ts d nila mpanampy loatr zay, fa t@izy mbol ts nianatra dia nentiko niasa foan ny zanako! ny directeur-nay t@zan moa tsotra b ka d tsy sarotiny t@izany!

Salama daholo,Araka ny sujet, dia mba mitady soso-kevitra amina vadin'asa azo atao anampiana ny raisina isam-bolana fa tena tsy tafavoaka mihitsy.Mankasitra :)

Miarahaba tompokosao dia mba misy mahafantatra kay oe lasa nifindra aiza lay mpivady kely karana mpitaiza olona tao ampefiloha cite fa toa nisolo olona hafa nefa za anisan ireo naita vokatsoa tamin izy ireo.misaotra mialoha amin izay afaka mamaly

Salama daholo, Tena sarotra ny fiainana ka te hitady zavatra atao aho. Araka io sujet io dia mitady olona afaka mampianatra ireny satria izay no zavatra hitako fa ho vitako. Dia misaotra antsika izay mahafantatra olona mampianatra ireny.

Miarahaba antsika rehetra! Mila fanampiana fa tena reraka lava ny tenanay! efa misakafo tsara! Minana vitamine, sns fa tena reraka lava e! inona no hevitra! Merci

Bjr!mipetraka aty am faritany fa saika hanotany oe manaona ny vidin'entana ao am la city kay ho antsika izay efa mpakao,tena lafo b v sa mb azo idirina iany,misalasala amle vidin'entana nefa mb te hiantsena ao iany!

Mieritreritra hividy machine a laver izahay, iza no tsara ilay misy ouverture eo ambony sa ilay ouverture verticale ho anareo izay efa mpampiasa ? misaotra

Salama eMba mitady dentiste tena mahay za fa leo manandrakandrana etsy sy eroa nefa toa mora simba foana ilay nify, ilay dentiste ve no tsy mahay nefa za efa mba mitandrina ery.Mba toroy hevitra za ry reto, aiza no dentiste mahay tsara. Sao dia faly te hiverimberina amiko fotsiny ilay dentiste sasany reny ?

Miarahaba antsika vehivavy rehetra, szaika hanontany hoe , mety inona no mahatara be ny rčgle nefa tsy bevohoka , efa nanao test dia negative d nefa tara be mihitsy , mba misy efa sendra izany ve azafady , misaotra e

Pages