Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

araka io sujet io de naneneko ny lasa. vevav no manoratra.5 taona niarahana izahay, nananpikasana ny ivady izahay. nadritran 5 taona io anefa de nanohana ahy foana izy. nanana projet aho ary izy no nanampy ahy tamin izany. vao vita izan projet zan de hoy izy oe, aleo manangona amin zay ba itsinjovana ny projet de mariage. ts nenoko anefa zan fa ze vola azoko de nanaovako projet afa indray. de tezitra tamiko izy ary nivazavaza tamiko. fa nohon ny fitiavany ahy de nadefitra izy. marihako fa nanoboka teo de ts vitako tsony migérer an lay projet tsangana anakiroa. izahay roa ko samy miasa.

Iza no mitovy amiko ato oe mbl misy fitia ho an'ny ex. D mbl taitra sy voasintona fona raha vao mifanena aminy!

Iza amitsika ato no mitovy amiko re e! fatako fa mety hafahafa ity zavatra ho tataraiko ity nef tena niainako! izaho dia tara ary nanam-pitia ho an'ilay cousinako! nef no izay iz oe ts azo taterahina izay d ts nolazaiko az mits f nitia mangina az ah! Diso ah ve ra itory fitiavana aminy! mb mila ny hevitrareo

Za rzareo tena sahirantsaina a! mila fanampiana b mits ah f mis lelah zay tiko b nef iz ef manam-bady
Hadisoako ve ra miaraka aminy ah!?
Sady iz kou mananiany sy misangisangy amiko foana d ts itako ze atao marina e! mb ampio e

Inona no tena mahatonga ny olona iray mieritreritra fa tia azy n olona iray raha mahay miresaka sy mifananiany aminy? Inona no vokatra aterak'izay fitiavana diso toerana izay eo am finamanana na fifandraisan'olona roa ? Mb omeo eto ny hevitrareo oe

Fa maninona kay ianareo vehivavy no mila vanona am zavatra tsisy dikany matetika?
Tena misy fotoana tena manorisory anay lehilahy mitsy satria ts ainay akory n antony

manaona daolo o. nataoko aty am fitiavana fa tsis oe finamanana tsinona. je veux me faire des ami(e)s zay fotsn ny objectif-ko. na lahy na vavy mety daolo fa mba plus de 30ans fotsn. le namana ifampiresahana izarana ny manta sy masaka d bonne humeur, le genre ts mvaky loha reny fa mitsilitsiky sy manalazy foana, mafinaritra mifanerasera amin izy reny. amty za anoratana ra ao nareo : mac.anarer ao am skype na mac.anarer ao am gmail.

fitiavana marina

manao ahoana daholo. aiza kay no toerana afahana manao voyage de noce tsara pour 3 à 4 jours.
ny budget eo amin 5millions fmg eo. eto madagasikara ihany fa tsy alavitra be. raha alavitra indrindra de 370 km miala an tana. toerana misy rano no tena tianay

Bonjour
Miteraka ve ny lehilahy impuissance? zany hoe tsy de mihenjana firy fa mora malemy ilay zavatra.

Pages