Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[maotinabe] - Jeune fille 18ans ny mpanoratra.Nanana olotina aho...niaraka tsara,tsy mbola niray ara nofo fa kosa efa nisy fotoana efa saika niditra.Aveo nisy lamina tampoka t@fianarany ka lasa nidina tany ambonivohitra izy,tsitako pendant 3mois.Tsy nisy fifandraisana satria za tsy mbola nanana finday.Taty ariana de nisy telo samiafa ny olona niteny anah fa manana sipa hafa izy any @anjareo.Nalaelo mafy ka nilaza taminy fa ts matoky ary nisaraka zay.Ray volana taty aoriana dia nisy namany nitory ftvn tamiko ary inoko fa tena tianah sad efa nikôty ana taloany.Nekeko izy saingy tsy maty ao ampok

Tantaraiko aminareo ny tantarako satria mafy amiko ny fiainako: manambady sy miteraka aho! f ho 5 taona nivadiana zao izahay roa, t@ voalohany tena nifanara-tsaina be izahay satria mbl ts niteraka tamzany! aveo nefa rehefa niteraka ny zaza voalohany aho toa las nisy distance tampoka teo aminay roa ! mb manontany tena iany aho hoe noho izaho niteraka ve? sa koa ve mapirafy izy!!! rehefa niteraka ny zaza faharoa anefa aho toa voamaika izy lasa distant b tamiko! tahaka ny oe adinony mihitsy fa mila anazy aho! ny tsapako koa nefa las any amle zanako ireto daholo n attention any!

Mba miangavy anareo tompon'andraikitra eto amin'ny serasera moov eto anie ry zareo, mbo hanao update ilay recaptcha azafady, fa tsy tafiditra intsony ny pseudos authentifiés ny olona rehetra eto. Efa 10 jours mahery ve izay dia mbola tsy corrigé foana ny olana?

Patrick > misaotra be dia be t@ fampijaliana sy ny tsy firarahiana nataonao ahy fa izaho aho nahita olona tiako sady tia ahy sady tafita ny fiainako asa ianao zao any ho any manao ahoana: Indro ampatsiahiviko anao 13 taona lasa izay: - message sy appel tsy valianao, nefa izaho tsy nahafohy nividy gouter fa nividy crédit iantsoana anao izay lany fotsiny,- ilay fotoana kely dia kely mba niarahantsika satria nampifilainao be za vao mahazo rendez-vous aminao, ka rehefa mahita sipa eny andalana ianao ka hoy ianao hoe manja kosa ilay sipa, milay kosa ny katany

(Lehilahy)Araka io loha-hevitra io!!Ianareo ve efa nanao hala-pitia(olona samy efa manam-bady)Eny izaho efa nanao fa nahitako fiainana hafa! Tsy resaka firaisana fa tena fitiavana hafa mihintsy!!Hoanreo efa teo koa! Inona no tena tsirony aminareo?

Azo lazaina oe fitiavana ve ny fiarahana aman'olona noho ny vola, ny endriny sy ny bikany?

Misy marina ve ry zareo ny olona oe iray iany ny olona notiaviny sy niarahany tam fiainany manontolo

Bjr,
mitady namana mba irasahana ao am skype.
Izaho dia lehilahy 35 ans,
Skype: TOKY RAKOTO FELANIRINA (tokyfelana)

araka io sujet io de naneneko ny lasa. vevav no manoratra.5 taona niarahana izahay, nananpikasana ny ivady izahay. nadritran 5 taona io anefa de nanohana ahy foana izy. nanana projet aho ary izy no nanampy ahy tamin izany. vao vita izan projet zan de hoy izy oe, aleo manangona amin zay ba itsinjovana ny projet de mariage. ts nenoko anefa zan fa ze vola azoko de nanaovako projet afa indray. de tezitra tamiko izy ary nivazavaza tamiko. fa nohon ny fitiavany ahy de nadefitra izy. marihako fa nanoboka teo de ts vitako tsony migérer an lay projet tsangana anakiroa. izahay roa ko samy miasa.

Iza no mitovy amiko ato oe mbl misy fitia ho an'ny ex. D mbl taitra sy voasintona fona raha vao mifanena aminy!

Pages