Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Sedera] - Niaraka tamina sipa izay aho ary tena tiako izy, izy koa tia ahy tahaka izany, niaraka izahay nandritra ny 2taona ary efa fatatry ny RAD aho, ny olana anefa dia izao , rehefa vonona aho ny hampiakatra azy ho vady ka nanao programa ny hiseho, dia nahemotry ny RADny fona izany ary dia gaga aho amin'ny antony! Avy eo koa dia ilay zanany vavy dia tsy azo am phone tsony. Nandeha tany am zareo nanotany izay olana, ny reniny no namoha ary nampandroso ahy tao am salon an zareo.

[Namana] - Vehivavy efa manambady 30ans mitady namana lehilahy efa matotra mba ifampiresahana.iarijo121@gmail.com

[Manantena] - La saint valentin arrive alors que je suis célibataire! Je veux célébrer cet événement avec une fille encore célibataire pour me sentir moins seul! A savoir que je paierais tous les dépenses durant cette journée des amoureux!!! commentez si vous êtes intéressés!

bonjour mon amis

[Mariage] - Salama ooo
Raha atambatra andro iray reto ny vodiondry sy soratra sy mariage d aona ny fandaminana ? Iza no mandeha aloha dia atao ahoana ny fandaminana ny fisakafoanana ?
Misaotra mialoha

[Alice] - Ho avy indray ny fetin'ny mpifankatia, mba tanisao eto avy izay activités afk atao mandritra io andro io mba iarahana mifaly amin'ny olon-tiana; akoatra izay, aiza avy ireo toerana mahafinaritra, na restaurant io na parc de loisirs na iany koa toerana azo hitsangatsanganana mandritra ny saint valentin! misy koa maniry ho eny amoron-dranomasina ve ? lazalazao eto avokoa izay mety azo atao mb anehoana ny fifankatiavana amin'io

[Hasinakely] - Coucou , lhl 24 taona no manoratra, ny tenako moa dia tsy mba tia mivoaka trano izany fa dia ao an'efitranoko foana rehefa tsy miiasa, ary matetika dia izao sy ny mpanampy fona no tafiaraka irery ao, indray andro ary sendra tsy nanan-katao aho tao an-trano ka nosangiako ity mpanampy izay mitovitovy taona amiko iany, izy koa sariaka be fona mijery ahy ka tonga dia norohiko teo am takolany, taitra izy ary nanontany ny antony nanaovako izany, novaliako izy ary nolazaiko fa manitona be ah izy, faly izy naheno izany ka tonga dia norohiko tam molotrany, namaly toy izany ka dia niafar

[Alice] - Est il possible de rencontrer l'amour pour la saint valentin ?

[Hope] - Slt.Vehivavy 25ans za, nanambady étranger t@ faha19 taonako,ts dia naita fianarana firy fa bacc fotsiny,moa koa ny RAD sahirana.Nifakatia izahay,tany ampianarana no nifakahitanay.Niteraka 1 aho t@2013 lhl,tany andafy no teraka io zanako io,ny fitadiavanay mivady moa eto Mscar ka voatery najanona t@raibeny sy renibeny ny zaza t@faha8 volany ka nakaty(tsy nety t@ko rahateo ilay oe mandefa vady irery aty)Nony tonga taty anefa bevoka indray aho,ny vadiko tany Atsimo namita asa.Rehefa tonga tana izy dia nikorotana @zay izahay satria voarohiroy t@resaka escrot izy ary niakatra fitsarana mi

[Hanta] - Bonjour, iza ny mba te ho namako fa vo nisaraka tam sipako aho tam 2 volana! mahatsiaro mangina be aho ka mba mitady namana

Pages