Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Salama aby!!!
Za ry zareo mba te anana olontiana mafy nefa tsy mety mahita mintsy? Misy afaka manampy ahy ve na misy olona vonona iaraka amiko ato? Za lehilahy 20ans( vehivavy mitovy taona amiko no mety)

Mba manam-paniriana ny hanan-tokantrano fa miha lebe,asa oe aiza eto ambonin'ny tany no misy lelah mba matotra sy vonona hiroso @ zany.JF 37 ans za.Tsy oe mitady mafy akory za fa mba faniriana de mba zaraiko ato sao mba ato no mifanena ny tia sy ny manina e. Misaotra e.

ainafitiapointandriaarobasegmailpointcom

[Anonyme] - Bonsoir,H cherche F pour une relation dans la discrétion totale,je suis en couple mais je veux casser la monotonie !je cherche une femme du même cas si il y en a!
yohanranaivo39@gmail.com

[Za] - Iza no efa tratra oe ny bandy akama ihany no nampirafesan'ily sipanao anao?

[Zandry] - Lhl aho. Niaraka t@ sipa iray za ka tena tafalatsaka t@ny ny fitiavako. Rehefa niaraka elaela dia teo vao fantatro fa kay izy le vhv mpivarotra ... ireny. Kepoka tanteraka aho. Inona no tokony ho ataoko?

[kalie ] - mpiara miasa zahay de nefa izy manambady , za nefa amoureuse azy , tsy hitako hoe hiala am asako ve zany za , sa ahoana sa izy tokony mandeha , tsy miaraka zahay a, fa samy matsapa fotsiny hoe mifanakaiky , efa miezaka za tsy manatona azy , izy koa nefa tafiaraka foana , efa dimy taona zahay no mpinamana
mitady zavatra mihitsy za anafoanana le fitiavana ato anatiko , tsy mety , ary miandry fotoana ihany hoe hanafaka le izy fa eee tsy mety , iza efa nahita fika amizany

Lehilahy 29 ans za, mitady vehivavy moins de 29 ans fotsy na zarazara oditra, za manana asa ara dalana, zay sisa n tsy ampy amin fiainako

Bonjour,askip j'ai besoin d'un ami ou un copain ou bien un mari! Gentil,doux et qui a une valeur!de préférence homme qui travail,forcément célibataire et croyant.malgache ou français.
Moi je suis une fille de 24 ans,super simple!De 1,63cm avec 64 kg! Longue cheveux et super sérieuse!

Merci!

[Fitiavana ] - Salama daholo, vehivavy 34 taona ny tenako mitady namana lehilahy vonona ny hiroso amin’ny fitiavan’olondroa sy hanana tokantrano. Mirefy 1m57 62kg, zarazara hoditra. Ny ahafana mandefa hafatra dia ny souaveroaniamin’nyyahootebokafr

[Sissi 17] - Izaho dia mitady lehilahy efa matotra vonona hiatrika fiainana , manana fidiram-bolako ara-dalana , 48 ans _ 56 ans .

Pages