Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Niraina] - Mba manotany anareo eto am forum ah ! inona no antony itiavan'ny vhv bandy maditra!? F mapijaly , manopa, mamono, anefa dia mbl tiavina sy ts foina iany ! tena mahagaga mihitsy ! Maro anefa ny bandy bogosy sady hendry fa de aleo miaraka sy mifikitra amle maditra iany ! tena ts azo mihitsy le fisainana fa hazavao e

[Alice] - Misy tokoa ve ny lehilahy fidèle ts mba mapirafy? hatreto lou ny itako dia ts mapirafy avokoa!

[NAAMANA] - Salama daoly,indrindra ho anareo vevavy.Hono oa raha misy vevavy 100 efa manana tokan-trano,firy @ reo no mbola nitazona ny maha virijiny azy vao niroso @ fanambadiana.Eto Madagasikara no resahana.

[miaina_finaritra] - Miarahaba antsika rehetra !
Nanokatra ity sujet ity aho mba hifampizarana, satria maro no milaza fa ny fananana vola, harena, vady tsara tarehy, fiara, sns... no tena mahasambatra. Amiko anefa dia ny fananako an'Andriamanitra sy Jesosy Kristy eo amin'ny fiainako no tena mahasambatra ahy, Manaraka ho azy eo ireo rehetra ireo avy eo. Ny tokan-trano milamina tsara ary tena feno fitiavana, ny fahasalamana etsy andaniny, ny vola miditra antonony tsara, sns....

[LHL] - Betsaka ireo porofo efa ita fa tsy tia zanaka ny malagasy! tsy tia zanaka satria avela ny zanaka indray ve no mibaiko ao atrano ary avela manao izay tiany atao! tena ts misy fanajana RAD intsony! fa kosa amitsika eto am forum, aona ary ny fomba tokony hanabeazana ny zanatsika raha tena tiatsika tokoa izy reo!?

Manaona daholo indray tsika ato!
Izay indray vao nitsidika tato fa nangingina ity forum moov ity teo aloha teo. Ka aiza daholo indray aza ny olona ô? Trandraka ihany no Trandraka hatrany ha ha!

Izaho dia lhl sarokenatra, matahotra vhv. Ary maro ny vhv efa nikotikoty aho fa any anatiko any te hanaiky nefa dia ny fihetsika ety ivelany lasa manda! eo iany koa ny vhv tiko nefa tsy sahiko ny manantona azy ! vokany tsy mbola nisy sipa niaraka t@ko :-cry:-cry:-cry

[Jack jack] - Mitady sipa hanaovana jack jack eto tanà , fitiavana jack jack fotsiny io an! samy hafapo aveo d mitady afa ndray

[balooo] - fa ngah oa tsisy tchat tsony ato e?raha misy dia aona no miditra?thks

[Emanu] - Zaho dia lehilahy 30ans nisy sipa tena tiko ary niaraka izahay nandritra ny taona vitsivitsy. Nisaraka izahay efa ho volana vitsivitsy izay. Lasa any faona ny saiko mijaly be za!
Te hanana sipa vaovao za hanadinona azy mety hande lavidavitra raha toa ka miady tsara ny tadindokanga
Ampio reto fa mijaly an! izay lina ity ny mail ko harypointralayfbarobasegamailpointcom

Pages