Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba antsika,Aona kay reto no atao ra isoratra any st marie zahay 2 kely. Ts maints mande mialoha any v. Sa mety ra refa tonga any vo miteny ny maire.ijan une semaine eo izahay.d mba no tinay atao ny soratra.misaotra mialoha.

miarahaba antsika rhtra,eritona mahery zay no nisitaka t@na resaka relation fa tena diso fanantenana ,ankehitriny tapakv ny hiditra am relation vaovao izay marihiko fa mbol tsis oul miaraka @ko fa mieritreritra oe ny taona mandroso satria dia 30 taona aho izao,vhv no manoratra,ka mba saika hanotany oe azo antoka v ny manao rencontre @ireny site de rencontre ireny?merci d mirary soa

Misy bandy mahafatifaty sipa betsaka ao am fb ao ! Manapotra sary lery dia tara daholo ny sipa kely na madamadama reny aza.. tratrako ary ny vadiko nifanoratra taminy ! Sur za fa efa teena niaraka reo... le bandy fantatro hatram asany satria dia asehony mibaribary amin ny fb ny asany sy ny zavatra ataony.. nasaiko nampiresahan cousineko ary le bandy dia nokôtiny koa nycousine ko ary nasehony t@ le cousine ko nyresak izy sy ny vadiko,, hay ty bandy ty dia manataka madama no tena specialité ary dia manome cadeau azy ny vadiko. Zandrin ny vadiko izy ara taona ..

Inona no ataonareo raha izany no vava azonareo amina bandy iray: invivable! d miampy oe tsy ahita bandy ahazaka ny toetrako ono za... marihiko fa otrn bol tsy lefy ian n fitiavako na dia efa mahazo vava otrzan ar za! inona no tkn ataoko! merci

slt daoly, sipa no miresaka eto!iza no mitovy amiko ato, celibataire am st valentin hiihi!!!!??za mino fa misy btsk2 ato anh

Misy olona tsy mahay manao TSIA indrindra eo am lifainy arapitiavana : ny olona tahaka ireny dia tia mampirevy raha izay no ilazŕna azy na hoe aime plaire aux autres hany ka lasa manao ny tsy fanao, mandefitra foana, malala-tanana, kanefa ao ambadika marary fo, mijaly satria tsy mahay mi revolte tsy mahay mamaly tsy sahy miady aman'olona. Inona no iantsoana ny olona tahaka ireny ary inona no vahaolana afaka aroso ho an'ireny mba hialany amin'ireo toetra ireo satria manimba tanteraka ilay olona ilay izy rehefa ela ny ela !

Raha misy vehivavy sahy miteny eo iamason'ny rafozany sy ny raimandreniny oe "ndao isaraka isika raha izany" dia mbola tia ve izy?ny olana dia nitaraina teo imasan'ireo olona ireo za fa tsy mba manampy @ andro sarotra izy (aretina) fa lasa foana na dia afaka azo ahemotra aza ny dia tokony hataony.

Mitady lehilahy matoy sy matotra mba hiara-dalana dia ho hita eo ny tohiny

Pages