Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Fa nahoana loatra ny vady mahafantatra tsara fa tinao izy nefa dia mila ady aminao amin'ny resaka tsy mianakina aminao (fianakaviana). Tsy mba manana fandeferana anaty mihitsy nefa izaho efa mandefitra amin'ny havany.

Vehivavy eto no resaka satria ny lehilahy no tsy navela ho irery araky ny tenin'ny soratra masina, ilay vadinao lehilahy io na izy natolotr'Andriamanitra, na izy natolotry ny devolyVady hendry, manaja ny vadiny, mikarakara ny antokan-tranony amin'ny rariny sy ny hitsiny, afaka malanehibe ny taranaka araky ny sitramponan'Andrimanitra, sy izay toetra tsara rehetra. Io ilay vady tsara avy amin'Andriamanitra.

zah 30 ans ny vadiko 30 ans ; ny zanakay 2 (2 sy 5ans).ny olana dia ny vadiko zao efa ho 85 kg zah 70 kg lasa natavy be izy depuis niteraka nzanakay faha2 . ef noteneniko hanena tena fa tsy mety KAMO . efa niezaka ah ny nanampy anazy hanao gym ,regime snsnsnsns fa manao kely de ajanony de na zah mitarika azy ndray ary no lasa kamo .zah anefa en forme be , musclé tsara .inona no ataoko fa tady ho leo azy ah ; na manao rs ary izahay tsy mahazo fihany intsony ah ; hatreto mbola tsy nanitsaka azy ah fa tady ho anaonao foana fa be nsipakely miodiody amikoamizao !!

Vehivavy ny tenako.Samy miasa izahay mivady fa izaho be karama lavitra noho izy.Nifanarahanay atramin'ny voalohany fa ts misy ny oe volako sy volany, fa volanay daholo izay miditra ao atrano. Compte ray ny anay ary izaho no mitantana manontolo ny vola.Manao sacrifice be za ho an'ny tokatranoko, tsy mahasahy mividy zavatra lafo vidy ho ana zany mihtsy aho fa oe sitrany ahay mba ahavitana anizao. Mba ambony iany ny toerako am toeram-piasana misy ahy fa ny poziko nefa dia tena tsy mifanaraka am poste ko mihintsy.

Miarahab atsika rehetraIzao no tanatarakoVehivavy aho no manoratraManambady aho ary 20 taona, ny vadiko zokiko 10taona latsaka eo, manan-janaka vao 9volna izahay.1taona izay no nivadianay ka tsy mbola nisy ady be teo aminay ka hoe mety saika napisaraka.Tena tiako io vadiko io ary tena hajaiko tsara, karakaraiko izy ny amin'ny fitafiana na amin'ny lafiny ara-tsakafo. Marihina moa fa amin'ny tranon'ny R&Rko zay no mipetraka.

Le vadiko d efa ataoko oe mampime sisa. Isaky zay mahita irika dia ny itady le sipany taloha ihany, raha vao tsy eo aho dia efa lasa izao mitady an'le sipa, na eo aza aho dia miaritory mihitsy iresaka @ le sipa. Izahay sy ny ankizy ato antrano ohatran'ny moana fa raha tonga fa le kala tsy mirahraha azy ary tsy adinony mihitsy. Isaky za misy occasion hiresahana aminy d mody hoe mirahaba bonne annee, joyeux noel joyeuses paques nefa izahay ato antrano jamais izy mba miarhaaba anay fa refa tsy miateny zahay sy ny ankizy d jamais izy manao premier pas.

Tu me manques de temps en tempsTu me manques de plus en plus souvent...

Manahoana daholo,Ahoana no ataoko ry ireto?Izy 30 taona, izaho 27. 3 taona niarahana, enim-bolana niaraka nipetraka ( taorinan'ny vodiondry), ny mariazy amin'ny septembre.Sendra nody aloha aho (16h) fa narary andoha be tany ampiasana ka avy hatrany dia natory tao an'efitra. Nandefa sms taminy aho fa efa aty an-trano fa angamba tsy hitany?

Ny ahy aloha rehefa sipa misy vola dia tiako daholo, na mbola kely na tanora na efa zokiny. Rehefa tsy misy dôlaka dia veloma any. Fa izaho raha teo tia manao fitiavana tsara.

Tena mifankatia, ten mifankatia, azo lazaina hoe coup de foudre be mitsy ny anay, indrisy anefa fa hiroso @ fanambadiana izahay, nanomboka nangatsiaka ilay lhl miaraka amiko hay kay efa niteny taminy hono ny RAD fa vhv tsy mendrika ho azy izaho fa tsy dia nahita fianarana loatra sady tsisy diploma, kivy aho vao nahare an'zay satria tena battu ny morale-ko ary dia nanomboka nihemotra aho sady izaho ko rahateo zanak'olona tsy dia mankaiza loatra, ilay lhl nefa misisika ny hamitana ny raharaha foana, inona ny ataoko?

Pages