Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Arak'ilay sujet dia mba lazao hoe ahoana? misy bandy zai mijeri2 ana fna nefa izy ts mteny oe aona na aona!

Salama daholo,Tsy diso post aho fa fotsiny toa tsisy mpijery mitsy ary amin'ilay sujet avis de recherche.Tantara efa 21 ans lasa ny anay sy i Tatiana, nanditra ny Fitampoha 1996 no nifankahalalanay. Tantara compliqué ny anay fa ny fantatro dia 21 ans aty aoriana aho dia mbola mieritreritra ny mety ho fisohony raha tsy very contact izahay.

Inona ny mot de passe nareao?

Salama tompoko,miala tsiny raha somary lavalava ny soratra, misaotra antsika maharitra mamaky. Lehilahy izaho no manoratra.

[Ny ahy] - Manahirana raha sendra ny reny hotran izay. Nefa ny tena tsy afaka ny anary azy satria iny no nahita masoandro. Ny hevitro aloha de maninona raha manao carte sur table amin ilay reninao. Teneno tsotra izy mba tsy hiditra amin ny fiainanareo mivady. Raha mitohy mantsy io de sûre aho fa tsy maintsy ho tonga any antsofin ny vadinao zany de ho tsy maintsy hikorontana ny tokatranonao satria ny lehilahy tsy mahazaka zavatra hotran izany. Olona mpampiady ny tena marina ilay reninao. Mahereza mivavaka ho azy

[koukou] - Salama ô

zaho manana namana lehilah vazah 33ans te hanambady fa tsy mahita hatreto. Vehivavy efa mipetraka ao France no tena tadiaviny(Morbihan si possible). Taona: hatr@ 40 ans.
Raha misy liana dia manoratra @ britaintrentetrois arobasegmxpointfr

Lay trente trois atao chiffre 33 !

Salama e. Vehivavy 21 taona za.Tany amin'ny Lycée no nahalalako anle bandy ataontsika hoe X. Mpinamana be izahay ary izy efa nisy fotoana nikoty ana (tia aho fa tsy hitako zay natao, mbola 'zaza' ) dia tsy nanaiky niaraka taminy. Samy niaraka tamin'olona izahay kanefa tsy nitsahatra nifampizara ny fifaliana, alahelo , sns . Tsy niteraka sakana ilay hoe tsy niaraka fa vomay lasa mpinamana akaikin'ny fo aza, dia samy niaina déception koa.

araka io sujet io dia nanao kajikahy aho fa ita tokoa fa ts mis lehilahy ho vadiana eto tana. ts oe ts mis fa tena vits kel: jereo anie:2million no isan mponina eto tanaraha atao oe atsasan ny lehilahy dia 1million sisara mijery statistique dia 60% an malagasy dia latsaky ny 20 taona ary 10% efa hantitra. noho izany dia 30% sisa ny lehilahy izany hoe 30 000 sisaamin ireo 30 000 ireo anefa, arka ny statistika, dia 65% no milaza fa kristianina dia lasa 19 500 sisa

Mba te hanotany aho hoe ianareo lehilahy ve zany dia tsy maintsy misy passion hafa mitsy ankoatra ny vady? Misy efa tsy mahazaka toaka mbola misotro ihany. Lany vola fotsiny @ revy satria dia mihoaka mandoa rehefa mamo. Mba misy afaka manazava ve hoe inona no tena mahatonga ny lehilahy iray misotro? Tena makaleo mihitsy ny miaina ilay izy satria dia maimbo fofona foana ny olona miara-matory amiko. Kivy mihitsy aho. Ilay fisotroana koa anefa mahatonga azy tsy mahavita ny adidiny ao atrano intsony. Lasa mitady ho maty hozatra.

Miarahaba tompoko,30 taona ny tenako. Arak'izany dia mba mitady namana vehivavy aho. Aza tonga dia hoe filana ara nofo no atao ao antsaina fa namana madio no tadiaviko, mba hifampizarana sy hifanakalozankevitra amin'ny lafimpiainana isankarazany. Raha liana enao dia apetraho ny mailaka. Mankasitraka indrindra

Pages