Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

efa tam mois d'oct zahay no nisaraka de av eo aho niasa aty am province fa izy ao tana...de miresaka fona ian zay teny atsefatsefany teny, de tam mois de mars niady be amzay fa tonga de tapaka atreo ny fifandraisana.gaga aho androany fa niantso ahy izy, nefa ny num ny efa no bloke-ko!! nandefasako sms oe aza mi contact ahi intsony fa zany no mahatsara2 ny fiainako.de namaly izy aleo tsika ts miady tsony fa mba hilam zay.nefa za ts namaly tsony satria ts rototra, satria efa leo...efa in2 zai no nisy otrzay entre nay.

Efa ela no nitiavako azy kanefa dia nolaviny foana aho satria tsy tiany tsotra zao fotsiny.Raha misy tranga mampalaelo tany amboloany kanefa nivadika ho tantara mahafinaritra dia mba zarao.L'espoir fait vivre !

izaho lehilahy anontany hoe Diso ve izao raha miteny "white lies" amin'ny sipako? (oh: izy saropiaro dia tsy te anaitra an la fahasarotapiaro aho dia tsy niteny oe misy danse de couple amin'ilay evenement atreako miarak am famille fa nteneniko fotsiny oe misy danse, fa vita ilay evenement vao naseoako ilay video oe io n dihy tany dia tezitrta be izy oe za mpanafina fa misy zvt ratsy ataoko any). tiany ho fantatra daholo faits et gesteako rehetra, matsiaro sempotra zay ndraindray, za amnio tsy manao zvt ratsy na oe inona.

Aza kenakenaina izany ny sipanareo zalŕ aEnto mandeha tongotra rehefa mampiaraka, tereo hihinana dité sy mofogasy, ento taxi be ho tera-tsemboka, dressé-ou ôtran'ny omby ary kelikely ny porofom-pitiavana, fantaro hoe tokony ho izy no tia be be kokoa noho ianao sns... Rehefa tsy voafehin'lŕ ireo dia eo ialahy no raisina fa midingin-drambo ireo. Maty Elŕ

Salama daholo,Saika mba hanontany azafady ; misy sipa nahafinaritra ahy dia natsipy ny teny dia hoe aleo aloha hieritrerita hoy izy. Ny dikan'izany ve araka ny hevitrareo dia tsy mahazoto izy sa mazoto... Misaotra e

Bonsoir, Manambady aho fa mifanalavitra izahay noho ny asa samy manana ny azy. Tao anatin'ny fisarahan-toerana dia nanana olon-tiana aho. Nanana olana aram-panambadiana moa ilay olona niarahako ka dia nisaraka ry zareo, ary taorian'izay vao niaraka izahay nandritra ny 2 taona latsaka teo. Tsy dia matetika ny fihaonana saingy tsapa fa nisy ny fifankatiavana.

Zaraiko aminareo eto ny halaheloko fa tsy hitako intsony izay atao, milaza ary manizingizina amiko ilay olon-tiako hoe tokam-po hono izy, mandohalika izy ary sahy ho kapohina amin'ny baiboly mihitsy hono fa tsy misy an'izany. iza anefa hitam-poko hitam-pirenena any ivelany any fa mampirafy gaigy be :-cry

namana mpiara-miasa no resaka. Taloha mpinamana mifanakaiky be satria service ray. zao henoko tamina namana anankiray fa manaratsy sy tsy tia maizina aho io namana io amzao. Inona no ataoko? mba nieritreritra ihany anefa aho fa tsitako oe inona no tsy nety nataoko taminy atramzao. Sarotra ny miaina

Inona kay no toetra tsy zakanareo na mahasorena nareo @vadinareo? na lahy io na vavy io? Dia inona no hataonareo manoloana izany?

Aiza ny toerana milay azo hampiarahana efa nalehanareo???

Pages