Vous êtes ici

Ny appareil steampod ve mitovy ihany ilay pour cheveux fins at pour cheveux repaid fa ilay creme de lissage fotsiny no mahasamihafa azy sa tena samihafa mihitsy nyappareil fotsiny raha ampiasaina pour cheveux fins . Dis hafa mihitsy ny ampiasaina pour cheveux epais?

bonjouraiza mety ahitana an io azfd,cora tsis maybelline tsisyde mety otrinona azfdmisaotra

Miarahaba daholo, izaho mba te hividy entana avy amin'ireny zone franche eto amintsika ireny (en gros). Sao mba misy mahafantatra hoe ahoana no tokony atao ary aiza no misy an'ireo mivarotra mivantana fa tsy mandalo mpanera ? Misaotra mialoha, mirary soa

SALAMA DAHOLOMISY EFA NAMPIASA PRODUIT ATAO AM TAREHY YVES ROCHE VE ATO,mba zarao experience azafady.merci

miarahaba antsika rehetra,mety efa maro no mahita ireny dokambarotra mandeha am tv canal sat am D8 vao maraina sns reny.Produit manena vatana mampahia ...genre ka ny mba angatahiko raha misy efa nampiasa SOMATOLINE COSMETIC le creme amincissante sy ilay bande gainage atao am kibo reetra iny ka manatsemboka be (mainty dia vert somary fluo iny).mandaitra ve (zay efa nampiasa elaela moa zany)

mba mangataka témoignage izay efa nanao lissage,volo tsotra (cheveux normaux) ,tena malama be tokoa ve tsy mila plaquage tsy mila manao brushing fa tonga dia mitsotra be fona juste mibango dia mety.taiza ilay salon azfd de otrin teomerci

Bjr daholo o!nareo v efa nisy nanao anle maquillage permanent reto?ilay atao volomaso tsy miala intsony?ao amle oe serenity beauté ohatrany manao fa misy mafantatra ve oe ohatrinona manao anle izy?misaotra mialoha daholo ee

Miarahaba antsika rehetrasao dia misy mitovy amiko ka afaka mifanoro eto, ny hodi tavako dia matavy b ary manamenaka b tokoa, rehefa mba asiako zavatra izyio ohatra tantely, voasary mankirana na produit homeopharma dia lasa mivalomainty b no mangirana b, izaho anefa dia hamonjy lanonana afaka 3 herinandro, mba tiako hazava sy hadio ny tarehiko hampio aho ry zareo fa tena masosotra b mihintsy ilay tavako an, misaotra betsaka daholo o

salama daholo. misy zavatra naturel mety ahosotra am tarehy ve fa tena ora tsemboka be mihitsy e. misaotra.

arakio sujet io dia saika hanotany oe tsis risque v ny fampiasana ireny serviette hygienique tampon ireny,mbol ts nampiasa mits fa te hanandrana,dia inona no marque tsara sns?merci ho antsika mamaly

Pages